Nombre de messages: 1121 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: MRC 08 Sam 18 Oct - 10:48
Tena grave marina fa sam mapiasa strategie dawllll lerouny le Ra tena raikitra io d tou d combat beu mitsy an? Otrany t@ style Joda-Elena reny zany... Champion M10 zany mety lasan'Bera-Fossy ra miaraka i Sitraka-Mathieu
ari vata Invité
Sujet: Re: MRC 08 Sam 18 Oct - 13:34
tsy azoko!! bacquet de droite zany i Mathieu????? manao otrany Hery be sy Cri zany? ilay eo am droite alohan ny andraisana ilay fiara
Nombre de messages: 1809 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: MRC 08 Sam 18 Oct - 20:40
vo avy nijery le video tatsy am facebook za!!! franchement oka lesy le vovoka !! vivement le week end prochain n'oublie pas le stickers du Team tonton max a héhé
fa avec cette voiture v ra max tsy tokony mba hanao any Afrique am zay sa aona!!!!
Nombre de messages: 61 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 10/08/2008
Sujet: Re: MRC 08 Dim 19 Oct - 16:09
Citation:
Misy tsy azoko tsara ry zalahy izany kozy izany a. Hipilote sub i Matthieu sa Hicopilote (fiteny v izany lol)
Mitovy iany zany Bonzai na pilote na copilote, fa any @ inscription fotsiny no tsy maintsy apetaka oe iza pilote d iza copil, fa en pratik afaka mipilote kou na ny copil aza, libre refa raikitra ny rallye na ny pilote na ny copil no mitondra
Nombre de messages: 74 Date d'inscription: 31/05/2008
Sujet: Re: MRC 08 Lun 20 Oct - 21:00
TVN a écrit:
Citation:
Misy tsy azoko tsara ry zalahy izany kozy izany a. Hipilote sub i Matthieu sa Hicopilote (fiteny v izany lol)
Mitovy iany zany Bonzai na pilote na copilote, fa any @ inscription fotsiny no tsy maintsy apetaka oe iza pilote d iza copil, fa en pratik afaka mipilote kou na ny copil aza, libre refa raikitra ny rallye na ny pilote na ny copil no mitondra
Misaotra e. fa enjana b alony le vidaka atsy @ FB atsy kle
Nombre de messages: 1171 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: MRC 08 Mar 21 Oct - 9:42
Combat sur terrain ty farany ity zany. Tena la Fmmsam a mis le paquet pour faire monter l'adrenaline de chacun. (Mathieu-Sitraka, Louvel...) Hita eo izay favy am zay ar......