|
|
| Auteur | Message |
|---|
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Rallye FMMSAM Ven 3 Oct - 20:49 | |
| Bon,j'ouvre le bal pour en parler un petit peu,satria elisany variana mikotrana miafina any daholo, R School moa zany dia tsy resahana tsony fa dia savony Chirdonhead mba anisany ankafiziko manokana Falstone tsy vohako mihintsy Prospect moa dia KKK garantie raha voa mahery loatra lé Bref, Rdv Dimanche , séssion farany  I Raprez aloha dia efa hitako eto fa ho avy MASIAKA @ io, n'est ce pas?sady Latva apparement tsy anao, Maximum???????donc...... |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Sam 4 Oct - 10:12 | |
| Za zao indr1 no nanao reco fa tena hitako t@iny fa henjana daholo lisany ko !!! RDV dernière session Alahady eeee!! MC>>tena tsy ianao ao @ Prospect fa mody adala fotsiny hihihi  milay fa miakatra ny malgachoui ao @ Rallyesim  _________________   |
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Sam 4 Oct - 11:20 | |
| izy mitsam (mody eo mody eo) efa nilamina ve aloha le rally school II sa inn no fika mdrrr hanenjika ny session farany ihany koa aloha na de hijery temps fotsiny aza fa misy tsy milamina le update 2.4.0 io aloha e de hiezaka hanao rallye TVN |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Dim 5 Oct - 23:36 | |
| ô Ra-Prezy a sao dia tsy rariny ireny nataonareo t@ session ireny En plus efa nivadika Toyota a ! Félicitations aloha t@ ilay temps scratch e Izaho moa izany dia tsy haiko intsony na izaho no tsy mbola mahay volant na ilay evo 6.5 no tsy mandeha fa dia e e e , efa maka risque be fa mbola tsy ao mihitsy le chrono e Dia évidemment moa izany rehefa hors limite lava dia KKK no nahazo ... Ilay rallye koa moa tsisy préparation  mihitsy fa variana tany @ Catalogne, androany vao nanao tours de roue kely. Fa ilay rally school aloha dia e e e  |
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 0:35 | |
| Milay ery mijery an'lé podium maintso fotsy mena jusqu'à la 5 ème Plaçe("Njafan"),lol..... En tout cas Féliçitation à Maximum, mbola voan'leiry 16 Sec ihany ny bandy nefa nanao fautes izy @io raha ny fijeriko azy teo... bref tsy ho tratra mihintsy aloha fa tena  beuh leiry tao prospect ridge Bravo Dadah sy Raprez nanao Scratch Dia ireo pilo hafa tsy voatanisa koa fa miakatra foana ny niveau national Dia am manaraka indray raha tsy misy ny sampona ,fa izaho aloha tsy sur, fa mety ho absent raha ny fijeriko ny dates ny Rallye ASATANA PS:Raha mba possible ny MAJ Classement fa silaka beuh ny gasy manao zavatra  .Merçi |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 8:07 | |
| |
|
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 9:35 | |
| Nenay aloh d tsy miteny intsony zay tamin'iny fa dia KKK party e!!! i Dadou sy (un certain) ramanitra izany no mba nenjehina fa tsy azo mihitsy, nampian'ny fahatapahan'ny jiro tampoka dia rava tsy nisy hatreo ny temps rehetra! niova daba hafa ny ampitson'iny fa mba afa-po t@ temps vita ihany aloh hatreto sady ireo gros calibres tsy nisy nanao session niaraka tamiko mihitsy  fa na izany aza félicitations ho an'ny rehetra e!!! |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 9:59 | |
| _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 10:00 | |
|  tena nilay be resumé rallye FMMSAM : - 1er SS adino no nanaova ny pneu Tarmac de ni assure izay hatongavana fa efa ninana 10 sec @ ry zalah (sinon plus) -2ème SS (prospect II)dia romotra be de nande tsara fa tonga teo @ ilay gauche 5 serre de asa na natahotra na variana fa ny freine ao anaty virage de tany anaty hazo fa mba ny flan no ninana de afaka nanohy fa efa very temps. avy eo moa dia nande fa lasa mitondra tsy liberé intsony. -SS4(Falstone II) : tena hande oe hanao scratch fa jerena fa ny temps an-dry zalah 3:53 nefa t@ reco nahavita 3:50 de tonga de taitaitra be. Nefa vao nandray départ de nanao faux départ de nihinana 10 sec ndray. jereko nefa raha hanalana 10 sec ilay temps-ko de hita fa tokony meme temps miuhintsy izahay sy Ritter. Nanomboka teo de oe aleo quitte ou double @ zay fa tsy misy calcul tsony dia ohatrany mba nety fa indrisy fa efa be loatra ny temps very t@ ry Max sy Mc de tsy tratra intsony. Tao @ SS9 (chirdonhead II): de nihevitra oe mba hanao be indray de nande tsara ny interm 1 tena tsara fa alohany interm2 de tout droit fa tratran'ilay bosse de tsy nivily De teo voa tena oe aoka izay fa aleo mi jouer resultat @ zay. Zay ny resumé fa ny conclusion dia nahafinaritra ny combat fa raha vao misy pression zanyu de tsy maintsy misy erreur foana kanefa ilay mi-suicide de sensation .......waouwww zay ndray aloha ny @ iny fa @Asa Tana manao seance de yoga ngamba alohany session (hihihi...Zen soyons zen...hihihi) _________________   |
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 11:03 | |
| Nena nisy blem lé SS1, lasa school 1 fa tsy 2 D tsy noraisin-dry zalah ny temps, tonga D 3mn de + be zao par rapport @ MAXINEN  mba nanao scratch Ny SS10 moa zany tsy concentré tsony niditra tao anatin'lé ala iny dia nanao sortie. Falstone 2 koa trôp lôtra lé attack D nidona D bloqué 3è ny boite.Efa mba niezaka iany aveo nanenjika an'dry Saofahana sy ry Mc ary ry Dadah sy ry Njafan (fa iza ndray io é )  fa tsy tratra é. |
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 12:22 | |
| Tsy de misy ambara firy e Felicitations hoan'izy 3 mitsam podium milay ka ny rallye indray mazava aloha hatreto fa mety setup hoana tarmac le setup-ko ao mdrrr matoa scratch 2 fois tamin'ny rally schol II Manaraka izay dadah moa zany de vitesse automatique hatreto De ny fahitako azy aloha hatreto de tsy milamina le update lava ity fa manova zavatra , manajary manao manip kely foana aloha vao tafiditra amin'le tena reglage na de tsy misy kasihana aza, ny fomba hijerevana azy moa zany de rehefa ligne droite à fond reny de mipasse jusk'a firy ny vitesse; dommage be le omaly fa sendran'ny le miblock eo amin'ny 5 ème lery; natao hoe tsy de noraharahina iny nefa mampiova zavatra ihany satria miova ny conduite lasa miandry tara be zany va manao ny inscription de njaynjay tara lotra, de lasa manintsy daba aloha na mivadika, na mandona oul de zay no zava niseho raha jerena le temps Chirdohead II (vao nanomboka grrrrr) de niampy 30 sec satria niantso assistance interdite aiza ve ka eo amin'ny le gauche 90 (rouge) faharoa io de hivadika 0/100 tamin'ny reco zany nivadika zany eo; tt droit angaha avy eo falstone II (faharoa) niampy 30 sec indray ary amin'ny faram-parany ary misy gauche 1/4 zay de misy lavaka amin'ny sisiny de eo moa zany ny team so6 no mijery de tsy haiko possible i Ari vatanen angamba iny mipetraka aty aloha be iny de vokasika kely fotsiny (mety rivotra aza) de tonga de nivoa-dra be nahatsiravina mihitsy de natao zay nodina fa valaka be mitady le tena vitesse mafy be , mafy ihany le plastik an'le momo fa hitsaka tsy miala mafy be eo foana, amin'io koa de ny mahagaga fa tsy haiko ny tena réel fa le saina ve mihevitra fa rehefa hitsahana farak'izay mafy be le pédale de mety handeha mafy be le vam  |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 12:30 | |
| hihihi tsy za iny voadona iny fa i Hents. efa tenenina lery hoe aza makeo mbola mafy loha ihany dia voadonan Dadah _________________  |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 21:03 | |
| Félicitations an'i Maximumattack sy Mc Crash ary Ra-Prezy e Tena hiova Toyota aho @ asa tana 3 dia ho hita eo indray  |
|
 | |
dadoutek
Nombre de messages: 25 Age: 25 Localisation: Paris Date d'inscription: 27/11/2006
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Lun 6 Oct - 22:30 | |
| nilay e  ! na nanao faute bedebe aza e.... dommage fotsiny tsy lé rallye school! milay fa gasy daholo ny devant! |
|
 | |
PenoMen M12


Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
 | Sujet: Re: Rallye FMMSAM Mer 8 Oct - 22:36 | |
| Résumé: Tena tsisy fika iadina podium tsony ty resaka ty raha tsy mi-sacre am kotrana be fa enjana be daolo laisany. zay ko mou zany tsy avelan'ny ankizy milalao volant be lotra fa manjary adino hono izy  . |
|
 | |
|