Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Sam 4 Oct - 11:45
Ny an'ahy i duval no tsara jerena ny position n'lery amin'ny farany. Raha hoe efa elaela ihany lery no tsy nanao WRC nefa lasa alohan'izy mitsam (Latva sy hirvo) mety hilay ny tour de corse. Nijery archive eurosport.com aho teo fa querol1-2 nihatsara be ny temps an'i Hirvonen fa izany hoe i Loeb mihitsy no E.T
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Sam 4 Oct - 12:41
ra ny fijeriko azy loh dia miady 3e place i Hirvo sy Duval é, sinon miady B koa ny 5e place entre P Solberg-Aava-Atkinson-Latvala. fa sarotra @ Loeb iany ny i gérer an'io satria tsy dia tena mifanalavitra B ny elanelana @ Sordo isaky ny ES
Nombre de messages: 181 Date d'inscription: 28/03/2006
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Sam 4 Oct - 16:04
en tous cas Subaru n'arrive pas encore a renverser la tendance...raha tsy miova angamba ny reglementation tsy ho afaka mi-combler ny difference de performance intsony i Prodrive.
Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Sam 4 Oct - 17:01
SystemeD a écrit:
en tous cas Subaru n'arrive pas encore a renverser la tendance...raha tsy miova angamba ny reglementation tsy ho afaka mi-combler ny difference de performance intsony i Prodrive.
euuu za nefa mieritreritra oe mety resaka pilotage no mahatonga an'io fa tsy dia tena resaka fiara loatra, efa tena ambony B mitsy ny niveau an'dry Loeb-Sordo-Duval. Solberg manao iany fa miakatra mora lôtra, i Atkinson manao B mitsy fa tsy dia tena régulier lôtra
Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Sam 4 Oct - 21:06
KGB MAX a écrit:
euuu za nefa mieritreritra oe mety resaka pilotage no mahatonga an'io fa tsy dia tena resaka fiara loatra, efa tena ambony B mitsy ny niveau an'dry Loeb-Sordo-Duval. Solberg manao iany fa miakatra mora lôtra, i Atkinson manao B mitsy fa tsy dia tena régulier lôtra
Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Sam 4 Oct - 22:18
Lé Citroen mihintsy aloha parfait pour l'asphalte, en plus Loeb koa enjana fa izany hoe raha omena an'i Duval ohatra ny C4 mety tsy misy écart B ohatr'izao kosa angamba,voir meme Duval devant sur quelques SS
Nombre de messages: 61 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 10/08/2008
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Sam 4 Oct - 23:24
Za mahita oe Loeb no enjana trop sur asphalte , ra jerena ny accélération en sortie de virage (na sur terre na sur asphalte) @ lé image virtuel par satellite asehony zalah matetika @ émission wrc iny, tena enjana b le focus, d manaraka c4, d avy eo Subaru; fa Loeb any @ resaka freinage sy vitesse de passage anaty courbe no tena enjana b, tena tsy aiko zay tena fanaony lery fa izy aorinany focus foana vo mi-freine nefa mafimafy kokoa ny vitesse de passage @ courbe; Fa i Latvala alou efa manakaiky b sy mihoatra an'lery iany matetika @ lé image satellite iny refa sur terre an, fa zany oe matetika misy tout droit kely avy eo, na tafavoaka large lotra d tapaka lé avance.
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Dim 5 Oct - 11:06
Manamafy ny analyse an'lisany fa ny hitako aloha refa manao RBR de tena misy importance be ilay conduite propre sur asphalte satria tena freinage calculé, conduite coulé be no ilaina: dikan'izany dia ny coup de volant, freinage par à coup dia à abolir tanteraka koa hi Loeb angamba no tena mahafehy an'ireo technique reo @ izao fotona izao koa izay no tena maha performant an'lery sur asphalte, tsy midika sanatria izany fa ireo sasany dia tsy mahay fa manana tombiny hi Loeb @ izao. (Raha ny tenanay aloha dia ilay conduite sur asphalte de tena mbola tsy ao mihintsy eee)
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Rallye catalunya 2008 Lun 6 Oct - 10:14
manaiky aho fa mamely i loeb fa tsy dia spectaculaire loatra lery!!! za koa dia mitovy am Dadah hoe omeo Ford nge Peter dia hitantsika eo e! refa en forme ny vam nge tena manao otran Latvalaza lery e! izany hoe toutes les spéciales sont pour lui... fa zany hoe ny blem dia ny vam. za aloha Petter sy Latvala e! ALLEZ LES NORDIQUES ASIO MAFY FA ZA MAKAN LAISAINY E!