Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Decès de Tonton Karl Lun 29 Sep - 15:02
dia amin alahelo lehibe no ilazana amintsika fa namoy namana iray indray ny tontonlon n'ny spaoro mekanika. maty tam faran ny herinandro teo manko i Karl, ( Karl sy Tsiresy sur 205 crabe). tao ho ato izy dia efa tsy dia niazakazaka firy intsony fa nivadika tany am kodiarana 2. ny fandevenana dia natao anio.
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: Decès de Tonton Karl Mar 30 Sep - 12:47
mampalahelo izany. Izy dia olona nanamarika ny fandalovana teto an-tany
raha tsy diso aho efa nahazo grand rallye izy tany amin'ny taona 1986 tany
tsy adino koa ny fikarakarany ny lafiny mozika. Tsy hoe maty vao ramalala fa sahiko ny milaza fa i karl no isan'ny technicien de studio matotra sy mazana voalohany teto amin'ny tanàna
Mirary fiononana sy faherezana ho an'ny fianakaviany. Mino aho fa efa miara-manao rallye miaraka amin'ireo champion nialoha lalana azy any amin'ny paradisan'ny rallymen izy
veloma Karl
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
Sujet: Re: Decès de Tonton Karl Jeu 2 Oct - 22:55
Henintsoa a écrit:
sincères condoléances à la famille sô dia misy manana sary fa otsan mbola tsy koboko io
Io lesy Ra-Hents le bandy nitondra 505 niaraka nijanona t@tsika tena am saut voalohany teo am rail a. Le dadan'le sipa bevohoka iny. Somary misy volo-bava zay izy.
Tena somary tara fa mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.