Nombre de messages: 506 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
Sujet: Toutes les photos Mer 24 Sep - 23:59
Ben voilà, comme je l'ai dit dans ma présentation dans la rubrique nouveaux membres, la photographie et une de mes passions. En naviguant sur le forum, j'ai vu qu'il y avait des photos un peu éparpillées ici et là. je voulais donc créer un topic spécialement dédié aux photos des caisses, des spéciales et même des insolites. je ne sais pas si je fais bien en faisant cela fa raha misy tsy mahamety azy dia afaka amboarin'ny modo na ny admin ve? afaka asiana ireo sary taloha rehetra koa ve ato?sa mandany andro be zany fa tonga dia ny vaovao no atao ato? sa efa misy topic ôtrin'ity any?? fa zay no proposition-ko zany e. Ny sary moa zany dia tsy voatery hoe Reflex B (EOS firy iny lty???) ôrtiny ny an'i nirina58 fa na fakatsary @ phone aza kanefa mazava ny sary dia efa mety. En espérant que nous aurons du plaisir à regarder les photos, cordialement votre Focus
Dernière édition par focus le Jeu 25 Sep - 18:46, édité 1 fois
Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Toutes les photos Mer 15 Oct - 15:32
hihihihihi zany nen lisany ry zalahy fa itako tao am Ebit ilay 3 lames dia lasa niomehy rery aho! efa saika noteneniko hoe hey! ao am Mrallye misy sarinao misaveraka,
Nombre de messages: 221 Localisation: tana Date d'inscription: 27/08/2008
Sujet: Re: Toutes les photos Mer 15 Oct - 15:38
Ari Vatanen a écrit:
hihihihihi zany nen lisany ry zalahy fa itako tao am Ebit ilay 3 lames dia lasa niomehy rery aho! efa saika noteneniko hoe hey! ao am Mrallye misy sarinao misaveraka,
serieux v io ry ari fa and ho any za rariva alohany fivorina ra ao le izy d aseko manala zipo d alaiko sary @ maso
Nombre de messages: 831 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
Sujet: Re: Toutes les photos Jeu 16 Oct - 1:39
michigan a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
hihihihihi zany nen lisany ry zalahy fa itako tao am Ebit ilay 3 lames dia lasa niomehy rery aho! efa saika noteneniko hoe hey! ao am Mrallye misy sarinao misaveraka,
serieux v io ry ari fa and ho any za rariva alohany fivorina ra ao le izy d aseko manala zipo d alaiko sary @ maso
Nombre de messages: 1322 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Toutes les photos Mar 20 Jan - 23:34
focus a écrit:
. (EOS firy iny lty???)
Ary tsy hitako ity post ray ity Eos 40D an'i "dadanay"
Za koa leisy zao lasa tia momba ny sary, ary nanao investissement fa tsy reflex be reny koa, fa compact Canon . fa mbola mianatra mafy ... fa mbola tsy mahavita mode manuel pur et dur reny fa mianatra (mila cours )