Raikitra fa hanao concours saut @ ss Vontovorona après épingle Daddy no hiaraka hijery ny asabotsy sy alahady de haka fiara lehibe iray no handehanana. koa ny Alarobia 24 sept no hivory ao @ Cyber Net Access hanao ny mise au point farany @ concours no sady handray ny anarany izay hiaraka @ fiara lehibe sy hanao ny coty cota hiakarakaraina ny animation Team So6
Tongava maro fa ny adidy ho vita ny So6 ho azo !! hihihi
_________________
