Salama daholo ny passionné fiara tsy an-kanavaka Tonga ndray ty i Lahery... Izy dia tanora mankafy fiara rehetra, sinon passionné ana Golf Série 1... Ny sary ho tonga miandalana eo ... ny sasany efa nalefan'i andovw
Dernière édition par lahery le Mar 30 Mar - 10:40, édité 2 fois
Nombre de messages: 1260 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: Lahery Ven 19 Sep - 15:15
efa azoko an eritreritra ny ketrika b hivoka eo zany ry lahery an. Lé golf no lasa andriana v avy éo am zany? Kourajy e. Ny ahy ko mantsy mba homeko arodana raha vo vita ny an'i lahery.
Nombre de messages: 141 Date d'inscription: 27/08/2008
Sujet: Re: Lahery Ven 19 Sep - 17:16
elabeuuu koa nareo vo tapakebitra an
tongachoux eeeeee
Invité Invité
Sujet: Re: Lahery Ven 19 Sep - 18:06
tsy hadinon ny sary ka... tsy hadino Irina sy Rajoù zao efa mahalala azy tsara. Tsy tenenina tsony moa i andovw sy ny équipe solidany... Bonne e
Invité Invité
Sujet: Re: Lahery Lun 22 Sep - 18:20
io zany lé kalesako fa mbola ketrehana e Miandalana eo ihany fa tsy vita ndray mipi-maso... Omaly zao efa narary ny fo sy sain satria type1 an zala tafiaona daholo...