Nombre de messages: 27 Age: 30 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 16/09/2008
Sujet: Miarahaba e! Mar 16 Sep - 18:13
sali sali daholo nareo e! Ny tenanay zany dia tovolahy tia mikitikitika vam no mba mpakafihy rallye atramin'ny mbola kely e! sady mba manana faniriana ny mba anao izany na virtuel indrindra ny reel. Ka asa raha hotanteraka ilay nofinofy kely e! Izay ny mikasika ity bandy b heritreritra ity e! : oops: Misaotra nareo @ fandraisana mafinaritra e!