Nombre de messages: 66 Localisation: FR 91 Date d'inscription: 15/09/2008
Sujet: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 15:28
salut dholo ianareo rehetra @ ity forum ity,milay b ilay izy,sendra hitako tampoka mantsy,mirevy vam sy mirevy jeux ana vam koa ny tenenay,fa mba ampianaro anay hoe ahoana ny mi-personnaliser an'ireny fiara ao anaty rbr ireny kay,dia ahoana ny fanaovana connexion @'izy io raha te hilalao en réseaux,merci d'avance
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 15:37
manao ahoana ianao Bary a! tonga soa eto am tanana! mahafinaritra eto fa mazotoa madray anjara. ilay mi personnaliser vam am rbr dia am photoshop no anovana azy fa misy nefa ny mahay no za ka aleoko izy no manoro tsara e! mazotoa sy tobga soa e!
Nombre de messages: 66 Localisation: FR 91 Date d'inscription: 15/09/2008
Sujet: Re: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 15:48
Ari Vatanen a écrit:
manao ahoana ianao Bary a! tonga soa eto am tanana! mahafinaritra eto fa mazotoa madray anjara. ilay mi personnaliser vam am rbr dia am photoshop no anovana azy fa misy nefa ny mahay no za ka aleoko izy no manoro tsara e! mazotoa sy tobga soa e!
+1 @ fandraisana e!ohtran'ny hitako koa fa tena VW daholo ny ankamaroan'ny ato izany,mitaiza iray koa mantsy aho,alefako ihany ny sary @ manaraka.
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 15:52
Tonga soa e!! Misy plugins izay installer-na ho an'ny photoshop dia afaka manokatra ilay fichier *.dds ao @ rep: /cars/layvam/texture enao. Dia atao ao izay hatao rehetra Fa ny tsara @ Bary aloha maka ilay version RSRBR08 e!! @ io no mora ahafahana milalao en réseau @ olona rehetra
Nombre de messages: 66 Localisation: FR 91 Date d'inscription: 15/09/2008
Sujet: Re: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 15:56
His a écrit:
Tonga soa e!! Misy plugins izay installer-na ho an'ny photoshop dia afaka manokatra ilay fichier *.dds ao @ rep: /cars/layvam/texture enao. Dia atao ao izay hatao rehetra Fa ny tsara @ Bary aloha maka ilay version RSRBR08 e!! @ io no mora ahafahana milalao en réseau @ olona rehetra
Efa nanandrana ni-telecharger ihany fa ohatran'ny tsy mety mihitsy,ampio fa mbola tsy mahay e!
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 16:04
Manantona ilay cyber ery Ampasamadinika "Netaccess". eo ambanin'ny orange eo io!! Mitady an'i Prez Soafahana elah dia miteny hoe "Izaho no Bary mba haka installl RBR hoe!!" Sady hatorony ny fanaovana azy @ zay!!! Sinon efa asivo maso aloha ilay rubrique RBR ny forum
Nombre de messages: 66 Localisation: FR 91 Date d'inscription: 15/09/2008
Sujet: Re: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 16:10
His a écrit:
Manantona ilay cyber ery Ampasamadinika "Netaccess". eo ambanin'ny orange eo io!! Mitady an'i Prez Soafahana elah dia miteny hoe "Izaho no Bary mba haka installl RBR hoe!!" Sady hatorony ny fanaovana azy @ zay!!! Sinon efa asivo maso aloha ilay rubrique RBR ny forum
ka ny tena blem dia tsy afaka mankany satria to ohatrin'ny mbola misy 12000 km vao tonga any miampy ilay frais
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: manaona daholo o! Lun 15 Sep - 16:33
bary a écrit:
His a écrit:
Manantona ilay cyber ery Ampasamadinika "Netaccess". eo ambanin'ny orange eo io!! Mitady an'i Prez Soafahana elah dia miteny hoe "Izaho no Bary mba haka installl RBR hoe!!" Sady hatorony ny fanaovana azy @ zay!!! Sinon efa asivo maso aloha ilay rubrique RBR ny forum
ka ny tena blem dia tsy afaka mankany satria to ohatrin'ny mbola misy 12000 km vao tonga any miampy ilay frais
Tonga soa Rabary aaa!
@ ilay 12.000 km fa tsy maninona fa vonona hanao ny install foana ny tenanay fa aza adino ilay billet fa entiko ny CD d'install sy ny Majoration jiaby eeee !!