
tsy tonga ve lty D mizara karatra ra iny no entina manao so6 control???
afaka koa anie hoe vidian'ny so6 control ny fiara dia azo ampinanina avy eo e. manao cotizaka daholo ny bandy rehetra dia mividy fiara iray dia préparer-na dia iny no fokotranana.
sûr aho fa efa nandalo zay hevitra zay fa ndraso aloha hijery any @ireo post hafa hoe ahôna.
