Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Etapes de restauration VW cox

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2
AuteurMessage
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Mer 10 Sep - 17:01

mipao-tsatroka e!!!

fa tahak ilay amin'ny pimp my ride : ohatrinona izao ny teti-bidin'ny fanarenana tahaka izao (raha tsy mahadiso?)

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
checkp0int
M10
M10


Nombre de messages: 149
Age: 28
Localisation: ///M land
Date d'inscription: 04/10/2006

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Mer 10 Sep - 17:28

beau boulot less man, toizo fa tsara é cheers cheers cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Fred1302S
M9
M9


Nombre de messages: 84
Date d'inscription: 25/08/2008

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Mer 10 Sep - 18:20

kirikou54 a écrit:

refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria:
-7h à 18h aty am birao
- après 18h efa reraka
-asabotsy miantsena
-alahady maka aina


itovizana ihany io contrainte-n'ny fiainana andavanan'andro io. Zany no mahatonga ahy amin'ny alina no miketrika moteur dia amin'ny 5h du mat' manao essai Rolling Eyes
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Catz



Nombre de messages: 52
Date d'inscription: 04/09/2008

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Jeu 11 Sep - 10:00

Fred1302S a écrit:
kirikou54 a écrit:

refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria:
-7h à 18h aty am birao
- après 18h efa reraka
-asabotsy miantsena
-alahady maka aina


itovizana ihany io contrainte-n'ny fiainana andavanan'andro io. Zany no mahatonga ahy amin'ny alina no miketrika moteur dia amin'ny 5h du mat' manao essai Rolling Eyes


ngà tsy izany daolo zalà ny ora fiasantsika a! cheers
dé ôtran'zay lazain'i Fred1302s zay mitsy é scratch !na miari-tory na mifoha maraina geek !
Rà tsy zany vé iray volana manao motera ihany lol! ,telo andro iny dé vita rà misy fotoana bounce
Lisany ary mba maka aina ny alahady fa zà miangona ny maraina dé mianatra hira ny hariva rog

Ouz'ny vazà oé "quand on veut ,on peut Laughing lol! "
Ny resto sy ny Dôdô dodo aloha tsy miaraka fa aléo tsorina é! dance !
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
michigan
M10
M10


Nombre de messages: 221
Localisation: tana
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Jeu 11 Sep - 10:28

Salut Rija

HS kely fotsny lol:

Ny 411 sy 412 v variant iany sa afa mintsy.Ny pbm-ko mantsy misy variant amidy any fa tsy misy motera d za manana moteur TIV 2L d io no mampisalasala ana we maty atsofoka tsy misy modif ao @ variona v io sa tsy maintsy TI iany no mety ao.

Merci d zfd @ le HS e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Jeu 11 Sep - 11:47

Catz a écrit:
Fred1302S a écrit:
kirikou54 a écrit:

refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria:
-7h à 18h aty am birao
- après 18h efa reraka
-asabotsy miantsena
-alahady maka aina


itovizana ihany io contrainte-n'ny fiainana andavanan'andro io. Zany no mahatonga ahy amin'ny alina no miketrika moteur dia amin'ny 5h du mat' manao essai Rolling Eyes


ngà tsy izany daolo zalà ny ora fiasantsika a! cheers
dé ôtran'zay lazain'i Fred1302s zay mitsy é scratch !na miari-tory na mifoha maraina geek !
Rà tsy zany vé iray volana manao motera ihany lol! ,telo andro iny dé vita rà misy fotoana bounce
Lisany ary mba maka aina ny alahady fa zà miangona ny maraina dé mianatra hira ny hariva rog

Ouz'ny vazà oé "quand on veut ,on peut Laughing lol! "
Ny resto sy ny Dôdô dodo aloha tsy miaraka fa aléo tsorina é! dance !


Zà moa zany d je vais rester à ma ration satria ny fiarako tsy afaka entina manao mission lava e! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
michigan
M10
M10


Nombre de messages: 221
Localisation: tana
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Lun 15 Sep - 12:58

Salisali.

Mialatsiny ra teto no nataoko ty zvtr ty fa ato mantsy no aitako mpiondana old maromaro.

Mitady Chemise 83 (1500) efatra ny tenako ary azoko atakalo 85.5(1600) na vidiany ny entana.

Ra misy ny valiny mahafapo mo defa eo ny MP e.

Maztou d merci zala a
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Invité
Invité



MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Mer 17 Mar - 16:58

soa fianatra...tsy mahateny tsony za ato...
Revenir en haut Aller en bas
fond_de_6
M11
M11


Nombre de messages: 253
Localisation: Tana
Date d'inscription: 19/09/2007

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Jeu 18 Mar - 7:34

cheers cheers Zana ka resto!! Félicitations foana ee!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
thomas_radstrom
GrB
GrB


Nombre de messages: 1538
Age: 34
Localisation: Sweden
Date d'inscription: 03/07/2008

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Jeu 18 Mar - 11:18

Izaho koa tena tiako mihitsy ny manao restauration na prépa ohatr'izao saingy ny tena moa archi-nul @ resaka mécanique na tolerie na kitikitika lol! ny mitondra sy manimba ihany no hay lol! lol!

Tena miaiky an'lisany mihitsy à Very Happy mahafinaritra ilay passion ... tsara dia tsara ny résultat clap
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.juste1euro.com
rirymaster
wrc
wrc


Nombre de messages: 927
Localisation: Andafin-driaka
Date d'inscription: 04/05/2009

MessageSujet: Re: Etapes de restauration VW cox   Jeu 18 Mar - 11:34

Tsy manan-kambara fa dia prier prier prier prier prier
Le 1 taona alou Evil or Very Mad Evil or Very Mad fa tena mila finiavana goavambe mihitsy angamba vo aharitra an'izany No

prier prier prier prier prier prier prier prier
clap clap clap clap clap clap clap
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Etapes de restauration VW cox

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 2 sur 2Aller à la page : Précédent  1, 2

 Sujets similaires

-
» Restauration d'une Peugeot 176 TC4
» restauration R6 TL SINPAR
» Restauration de ma 33 1.7 16S phase III
» Restauration de ma 1200 de 74
» restauration oettinger quatraplat

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Mécaniques Auto :: Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces-