ireto ary no dingana tokony arahina raha hanao restauration matotra:
1°- Achat base :Tsy miantehitra @ "état initial" n'ny fiara,fa aleo tonga dé mandrava fôna.Ny tsara loko mihitsy no be zava-miafina.
2°- décoquage: Misaraka tanteraka chassis sy carrosserie fa feno arafesina any @ faladiany any,eo koa vao hita ny marina @ asa miandry.

3°- Remplacement des tôles:Tsy misalasala mihitsy manala izay efa malemy sy arafesenina

ary tsy be adivarotra
4°- Traitement des surfaces :Tsy mitoatoa @ anti-rouille sy ny tariny na @hita na@ miafina:
5°- Préparation carrosserie:Manomboka eto @zay ny tena endriny: Remontage,dressage,préparation.

Miasa tsara ny maso mijery

,ny tanana manafosafo
Tsy avela misy loko na mastic taloha mihitsy fa "départ à zéro" tôle fotsiny manomboka eto.

tsy misalasala mitifitra loko mangirana sahady @zay "partie" mampisalasala.

aleo fôna mampiasa sous-couche na aorian'ny apprê-mastic tifirina aza fa mitsitsy loko sady "uniforme" kou ny peinture de base avy eo.
atao manakaiky ny loko définitive ny sous-couche rà azo atao;afaka teinter-na loko acrylique ny sous-couche gris rà ilaina.
6°- Remontage accessoires:Voaloko ny fiara,miandrasa 2 na telo andro raha kely vao manomboka mametaka ny accessoires.

eto ilay fiandrasana ela

refa mbola misy hafarana ny kipitsopitsony sasany
7°- Mécanique et aspect moteur:ny mécanique moa izany dé efa tokony ho vita mialoha mba hitondràna ny fiara mivezivezy.
Nefa ny finition kosa @ ireo tôles de refroidissement,dé niara natao t@ carross mba ho tena raitra
8°- Ny sellerie (capitonnage): raha maharaka ny S dé efa nalefa mialoha ny commande

tsy afaka mametraka fitaratra mantsy raha tsy vita ny capitonnage caisse

miandry 1 volana eo ho eo dia:
9°- Fin pose accessoire: kely sisa dé vôapetraka avokoa ny kipitsony rehetra ka efa mila manao "plaque d'immatriculation".
Ity farany ity dé tsy ataotao fotsiny fa mba jerena izay hampisy endrika ny fiara koa

satria lé tsy misy izy no tsara kokoa

saingy bedy

!
10°- FIN 1ère EPISODE :
eto zany dé mody mba hoé vita

saingy fantatsika tsara fa mbola misy azo atao fôna é

Herintaona izay rehetra izay raha maka milamina tsara sady mikaly ny asa koa

Dé mazotoa ary é
