Miarahabanao .... Efa tafaresaka tao ambanidia tao isika (nanao graissage sns...)momba io fiaranao io, plus précisément ny restauration... Manaiky tanteraka ny asanao ny tenanay e Soa fianatra...
Nombre de messages: 52 Date d'inscription: 04/09/2008
Sujet: Re: Rija (Catz) Jeu 2 Oct - 11:49
lahery a écrit:
Miarahabanao .... Efa tafaresaka tao ambanidia tao isika (nanao graissage sns...)momba io fiaranao io, plus précisément ny restauration... Manaiky tanteraka ny asanao ny tenanay e Soa fianatra...
aaahhhh !!!lé tao @ GAS'CAR é? marina zany ! zay mitsy zalà lé tsy tokony hanaovana ratsy eto @ty fiainana ty an ?
Misaotra é !
Nirina58 a écrit:
Bienvenue Catz! Mankasitraka eeee!...
efa masaka tsara vé ny tôle ao é !tsy efa dorée rouillée tsara @zay !