Namidin-dra-Rado lé 181 zalah, d tsy manana tsony a io.
Kanefa mahita anan-kiray hafa a, tena mbola top bé ny entana fa efa restaurée fa averina lokoina kely ny aile 1 nokasohin'ny sarety fa efa mastiqué anefa fa tifirina sisa.
Carrosse : vo avy no décarossé-na (hitako mihitsy ny nanaovana azy)
Vo avy nolokoina (Kapci brillant direct) ny vam fa dia misy mastic ny aile arrière droit
Pare-choc : mbola mahitsy tsara daolo
Jiro : complet tsara
Moteur : 1600 DA std partout mijajika bé
Alternateur : d'origine
Train avant (rotule, amort, amort de direction,.....) mbola masaka bé daolo
Train arrière : cardan 8x31 dorizaka manitra tsara (tsisy feo)
Equipement dorizaka fa nalamina fotsiny.Tableau mandeha daholo (jauge, témoins, tt.....)
Batterie : vaovao Hankook
Capote : neuve même no sady misy koa ny portière 4
Jante par 14 dorizaka miarak'@ pné usure 25%.
Paps : OK
Marihiko tsy d nihetsika firy ary mbola tsy afaka rodage akory aza hono lé motika ozy ny méca nanao azy.
Fehiny : tsisy kitihina ny entana fa mitondra lasantsy d GO.
Ka vaka ny saiko zalah hoe ho asiako sa tsia satria "tsy mora" ny entana satria efa restaurée.
Marina fa tsy dia lafo bé fa tena tapaka bé ny bandy @zao kanefa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady.
Ka mba manontany an-lisany a hoe raha ohatrinona io vaika io no azo lazaina fa mora?