Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Marsplit

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant
AuteurMessage
marsplit



Nombre de messages: 26
Date d'inscription: 05/09/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Mar 9 Sep - 15:35

Tsi2 a écrit:
Pour te donnée une idée tam zany andro zany! Rolling Eyes


Zay vao hitako Shocked lé sary @lien an-là fa tena milay klé Twisted Evil . Poince fa tonga d rouge ferrari ny 181 zany? tsy miova hevitra intsony fa tiko io.

Lé jante chromé be io fotsiny no mety hanahirana scratch .
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Fred1302S
M9
M9


Nombre de messages: 84
Date d'inscription: 25/08/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Mar 9 Sep - 15:44

Catz a écrit:
Ny cox maintso kely mbola tsy vita glaçage satria voadonako t@ Mitsubishi tao anaty garage dé mbola mila lokoina indray Suspect !

indray mandeha koa voadonako tao an-trano ny volks-ko dia hoy ny vadiko hoe "soa ihany fa ianao no nanao azy........" fa raha olon-kafa angamba d asa.

Fred
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
marsplit



Nombre de messages: 26
Date d'inscription: 05/09/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Mar 9 Sep - 15:55

Tena somary misy olana kely mihitsy ny cox ny tena marina é. tsy haiko na vitana na anjara lol!

Tsy maintsy misy voadona kely fona ny ailes, mbola tsy nahita cox a hoe tena tsy misy kika na pempo ny aile iray au moins.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
michigan
M10
M10


Nombre de messages: 221
Localisation: tana
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Mar 9 Sep - 17:54

nena ary lesy vo avy noremontena tonga d noritiny betax ny parachoc-ko.zany no tsy mapisy anazy ao zao fa efa iverina an avec lavarangana mintsssssssss.

Tonga soa lo ela e d aona le 181 mbola azoko alaina v lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
marsplit



Nombre de messages: 26
Date d'inscription: 05/09/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Mar 9 Sep - 18:07

Misé Michigan, sali an cheers .

Lé 181 mety tena tsy maintsy ho hatsangako ihany klé. Miandry $ sy fotoana a io. Sady efa hitako io sarin'i Msé Tsito io ka tena courazy ndray za zao.

Sady lé 181 ko ngé tsy d misy dépense firy é, complet bé fa mila préparéna tsara fotsiny ny loko dé basy camper .

Za efa manana motika, seza-na BM E30 complet, jiro, train+frein alamina fotsiny. Jante+pneu+capote sisa angamba no tena invest aminy.

Interressé aminy nga isé sa?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
marsplit



Nombre de messages: 26
Date d'inscription: 05/09/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 15:42

Sali daolo,

Amin'alahelo lehibe no hilazako antsika fa nirehitra t@ alahady teo ny combi Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad .
Teny ampandehanana nitsoka ny tuyau d'arrivée d'éssence ka dia niparitaka teny @ motika ka tratran'ny étincelle teny ho eny ka nijolofotra ka namoaka afo bé.
Soa ihany fa mba voavonjy aloha sinon mety kila tanteraka kanefa May ihany ny vodin'ny fiara sy ilay loko manjelanjelatra.

Za ihany no nanala ny collier an'io tuyau io nafindra t@cox dia tsy tadidiko ny namerina azy chaise .
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2137
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 16:03

affraid affraid affraid Sad Sad Sad
mampamangy ao lesy zany fa tena vaovao ratsy tokoa ty tatarain'la ty Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad
ary aza kivy fa mazotoa mamerina

_________________
"piso : mampivika isan'andro"
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
r@loum
wrc
wrc


Nombre de messages: 795
Date d'inscription: 24/04/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 16:05

Sad Sad Sad Dé ahoana???
ef nilamina... scratch
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Rajoù
wrc
wrc


Nombre de messages: 627
Date d'inscription: 22/07/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 16:37

affraid affraid Mampalaelo zany leaza a!
Fomban-javatra mety hitranga zany fa aza kivy manarina ramose a! Sad
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
marsplit



Nombre de messages: 26
Date d'inscription: 05/09/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 17:02

Merci zalà am-lé fanohanana a.

Tsy kivy ka, sady ny vam mbola velona soa aman-tsara après 15 minutes rehefa avy nalana ny tany namonona ny afo lol! . Soa ihany ary fa mba toerana nisy tany kou, raha izany mo no teo Analakely dia tsy haiko hoe novonoina t@ inona lé affraid .

Lasa style rat's tsy fidiny fotsiny ny capot moteur:lol!:
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
KGB MAX
M12
M12


Nombre de messages: 395
Date d'inscription: 26/07/2006

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 17:19

ka tsara arozena kely zany ra marsplit fa lasa amin'izay ny ratsy rehetra an lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1404
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 17:23

aza manam-be e!raha izaho notratran zany aloha manavy aho e!
fa aza kivy fa arak ny nolazain KGB dia ho lasan izay ny ratsy rehetra anie

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Fred1302S
M9
M9


Nombre de messages: 84
Date d'inscription: 25/08/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 17:49

grave zany fa soa ihany zany fa peinture + moquette ihany no simba. Ary tsy niteny tamiko i Régis
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
marsplit



Nombre de messages: 26
Date d'inscription: 05/09/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 18:08

Fred1302S a écrit:
grave zany fa soa ihany zany fa peinture + moquette ihany no simba. Ary tsy niteny tamiko i Régis


Efa noteneniko lery fa heveriny fa mananihany angamba za. Tsy tonga tany @ moquette ka.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 2611
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: Marsplit   Lun 15 Sep - 18:50

marsplit a écrit:
Sali daolo,

Amin'alahelo lehibe no hilazako antsika fa nirehitra t@ alahady teo ny combi Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad Crying or Very sad .
Teny ampandehanana nitsoka ny tuyau d'arrivée d'éssence ka dia niparitaka teny @ motika ka tratran'ny étincelle teny ho eny ka nijolofotra ka namoaka afo bé.
Soa ihany fa mba voavonjy aloha sinon mety kila tanteraka kanefa May ihany ny vodin'ny fiara sy ilay loko manjelanjelatra.

Za ihany no nanala ny collier an'io tuyau io nafindra t@cox dia tsy tadidiko ny namerina azy chaise .


Tena mampalahelo marina izany fa efa teniny ilay avatar fa ça aurait pu être pire fa bounce foana ee!!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Marsplit

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 3 sur 4Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: Présentation des nouveaux membres-