|
|
| Auteur | Message |
|---|
r@loum wrc


Nombre de messages: 795 Date d'inscription: 24/04/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 12:09 | |
| |
|
 | |
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 12:19 | |
| mlay be e!!! tena miondrika am le réalisation ita mintsy le daba oe nandaniana ftona sy ron doha fa tsy oe nitady peintre de oe otrin ny mandoko??? tsara ka |
|
 | |
marsplit

Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 15:25 | |
| Sali daolo ndray dé misaotra ry zalah @ny fandraisana fa tena mafana ity forum ty zany an  ! Catz>> Ié, efa taty aoriana a vo tena tonga saina hoe nety t@lé cox ihany ilay orange t@ volohany satria nanome style an'ilay vam, valéclair efa valaky ny masoandro io loko io ka miady tsara amin'ireto accessoires efa valabalaka (joints, pare-choc,.....) ka tonga dia rats maivamaivana. T@ vo azo manko io mbola tsy kopy n'inon'inona ka tonga dia hoe lokoy io fa vasoka be le loko. |
|
 | |
Catz

Nombre de messages: 52 Date d'inscription: 04/09/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 15:44 | |
| |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 15:49 | |
| |
|
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 36 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 15:51 | |
| | Catz a écrit: | | ôtran'io kou mantsy ny fiaran'i Dadanay dé aiko tsara ny mankafy an'lé profil mbola mijoro tsara |
ôtrany tsy tian'i Dadan'ise hono reny Jantes-ko taloh reny an!!!! avelao hiverina aty amiko raha ohatra ka tsy tiany fa zà manana an'le dôrizaka be e!!!  |
|
 | |
marsplit

Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 16:34 | |
| Tena somary diso ketrika mints lé cox ka, je confirme  . Mendimendy hametaka jante sy handoko fotsiny. Za zao vao mitady loko mat hoan'ilay 181. Possible v? rouge ferrari mat ohatra |
|
 | |
marsplit

Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 16:44 | |
| [quote=fa tsy oé ratsy akory lé izy mavomavo an!ita fotsiny oé be ambiny bé angamba lé lokon'lé split  [/quote]  . Tena very hevitra mints a t@ ilay lokon-ilay split  satria 2tons vao tena mivoka nedala kanefa ny sary rehetra hitako tsy dia nisy nanaitra ahy, ka dia tsy naka sarotra fa tonga dé ilay réf an'ilay Cox no nataoko mba tsy hisian'ny déception. Naika nataoko nitovy t@ilay orange+marron VW Mag tsy tadidiko iny fa tsy sahy indray sao dia tsy mivoka mitovy ka mamenatra hoe efa mangala-tahaka mbola mandiso ihany. |
|
 | |
Fred1302S M9


Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 17:08 | |
| raha resaka loko indray dia zao ny expérience-ko : laque tsotra fotsiny hyper claire no tena mety, tsy mila métal...vernis koa ary mahalasa eritreritra ahy ilay vernis + métal milay be amin'ny voalohany fa vetivety ihany d miova, hitako amin'ny fiarako. Sa ahoana ny hevitr'ireo efa zatra mandoko cox ? Fred |
|
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 36 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 17:11 | |
| Pour te donnée une idée tam zany andro zany!  |
|
 | |
marsplit

Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 17:21 | |
| Raha ny hevitro aloha dia ny qualité-n'ny préparation + qualité vernis no tena mampaharitra ny aspect-ny loko. Fa ny mba tiko ho fantatra koa izao hoe : fa maninona no hafa mihitsy ny loko d'origine? satria na dia tsara toy ny inona aza ny loko dia tsy mahatoraka @ilay dorizaka. Za efa nampiasa PPG STANDOX KAPCI fa tsy mahavoa an'ilay d'origine é Mety tsara manafatra Meguiard's (sa miror mo?) ko ngamba, i Catz zao mety manana fa manjelanjelatra be fona. |
|
 | |
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: Marsplit Mar 9 Sep - 11:53 | |
| hay ve ra matio no marsplit e! k'inn no malaza? milay le combi (sary aloha no hitako) fa ilay cox no efa hitako e! (zokin'i dida lesy ity e!) _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
marsplit

Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
 | |
 | |
golf kely

Nombre de messages: 23 Date d'inscription: 08/09/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Mar 9 Sep - 12:45 | |
| Tena tsara lesy lay izy, sady tena personnaliser lay zvtra. Tena anaty boky foana no mba hahitana an reny combi reny, tonga eto amin tanana izy ty!! saotra eeeeeee!!! tena 20/20 eee |
|
 | |
Catz

Nombre de messages: 52 Date d'inscription: 04/09/2008
 | Sujet: Re: Marsplit Mar 9 Sep - 13:36 | |
| tsy tokony miova zany mitsy ny loko rehefa bonne qualité ry zalà a! Ny tsara indrindra dé ny manao glaçage na indroa intelo aza! Peinture bi-couche fôna aloha no idéal,na métal io na laquée opaque.PPG sy Autocolor ihany aloha no fantatro sy efa nampiasaiko h@zao. Ny vernis Kapci kou tsy maninona rà toa ka mbola hi-glaçer loko,fa PPG na Autocolor no couche finale. Ny glaçage :1 semaine après no idéaly.Rà mahay tsy midona mitsy,dé na heritaona aty aoriana aza dé mbola azo glaçer-na indray  . Ny tanjon'ny glaçage dé mba hampisy "profondeur (brillance)" ilay loko fa sady kou miaro ny loko @ "rayure". Mbola ela mitsy @zay ny rivet @ patalou jeans vao mahazo lé loko. Ny cox maintso kely mbola tsy vita glaçage satria voadonako t@ Mitsubishi tao anaty garage dé mbola mila lokoina indray  ! |
|
 | |
|