Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
Sujet: Re: Marsplit Dim 7 Sep - 18:25
Azafady fa maika be t@ zoma ka ity ary ny tohiny.
Azo lazaina hoe nisy namosavy t@ volks ka ity no niatombohany. cox 1200 année 1970 modèle US (pare-choc lavarangana)
avant
après
Somary sahirana t@cox fa kely lotra ka tsy mahazaka fianakams ka dia nitady vam familial kanefa flat4 ihany. ka dia nitady combi zany, herintaona nitadiavana zay vao mba nahita ny tena tiana, ka ity izy : Combi split 1965 11 fenêtres. Mbola asa be satria no-reviséna de A à Z.
Avant
Après 10 mois bé zao. mbola maro ireo izay mbola tsy mahafa-po fa mba efa mandeha aloha.
Mikasa ny hanangana volks 181 tout-terrain @herintaona
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 9:22
bienvenido a miami!! otran californian style zany lé izy. tongasoa éééé ary ny cox zany misy koa izy post 67 mbola misy lavarangana. ça se complique...
Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 10:04
Misy ny modèle conçu ho an'ny marché US ny volks na cox io na combi. Clignotant sy pare-choc no tena maha samu hafa azy.
Ny pare-choc no tena mora ahitana azy satria lavarangana, ny feu arrière koa tonga dia rouge daholo fa tsy orange na mavo akory ny clignotant, misy feu de détresse,....
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 11:15
marsplit a écrit:
Misy ny modèle conçu ho an'ny marché US ny volks na cox io na combi. Clignotant sy pare-choc no tena maha samu hafa azy.
Ny pare-choc no tena mora ahitana azy satria lavarangana, ny feu arrière koa tonga dia rouge daholo fa tsy orange na mavo akory ny clignotant, misy feu de détresse,....
Misy evolution kely ihany io pare-choc io ka! raha tsy diso ah 69 efa tsy eo intsony ny lavarangana fa efa le sabot io sisa ny 1200 post 67
Nombre de messages: 52 Date d'inscription: 04/09/2008
Sujet: Re: Marsplit Lun 8 Sep - 11:50
Henintsoa a écrit:
bienvenido a miami!! otran californian style zany lé izy. tongasoa éééé ary ny cox zany misy koa izy post 67 mbola misy lavarangana. ça se complique...
aza ampijaliana r'zalà lé mpianatra lesona a modèle 1200 post 67 zany tsy misy lavarangana na buté mitsy ny pare-choc fa vao napetraka mba hampifalifaly saina fotsiny reo é!
itanao fa ny Amerikana tsy maintsy omena parechoc lehibe kokoa fôna !
Fa gaigy koa alou lé Split é ! Ny tena mba tiako kou dé lé modèle pick-up (double cabine ou pas) mba hibabeko moto rehefa mba... !
Ho ahy manokana alou dé lé orange (avant) dé efa tena tiako lé cox an'i Marsplit é