Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 special italianina

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2, 3  Suivant
AuteurMessage
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: special italianina   Jeu 4 Sep - 22:58

aleo r'i Peno raisiko le initiative zany e
ato ndray zany ny post an'ireo mrevy daba italianina na récent na tranainy na koa hoan'ireo mieritreritra hanao restauration
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Fred1302S
M9
M9


Nombre de messages: 84
Date d'inscription: 25/08/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Lun 8 Sep - 17:11

inona avy moa zany ny vam italiana tranainy misy eto amin'ny tanàna ? Reny Alfa Roméo reny toa nisy ihany taloha f'asa ankehitriny, reny no fakàna carbus 4 corps sy allumeur perfo ho an'ny coccinelle.

Fred
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
666



Nombre de messages: 69
Date d'inscription: 09/07/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Lun 8 Sep - 18:37

ao antaninandro sainte marie ao lesy misy italienne anankiroa tena lafatra b lé. mavomavo décapotable sy menamena lé izy. sinoa efa somary ra-zoky zay no tompony fa tsy mety mivarotra i lery!!!! nefa tsy manam-bady aman-janaka. Sad . andraso alaiko sary dia alefako eto fa tsy dia mivoaka intsony lé izy zao. velominy sy sasany ao anaty garage fotsiny.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
PenoMen
M12
M12


Nombre de messages: 451
Date d'inscription: 30/03/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Lun 8 Sep - 21:34

Hitsapeta>Asio renseignement misimisy lesy zany fa zay zao mila mangalatra pièce mintsy le lol! lol! Tena tsy falehako iny lalana iny ka tsy mbola hitako zany.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://rallygasy.free.fr/
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Lun 8 Sep - 22:13

ny ao am tanàna zany italianina no tena ondanana otrn ny any am Nirina 58 sy ny VW

Le ao antaninandro zany aloha mbola tsy koboko fa eto mbola bdb ny tranainy nefa mbola mjoro tsara otr'n le Fiat 500 grenat plaque vert sy ilay fotsy eo Ankadifotsy.

Fiat 126 zay no vam tao an tanàna voalohany, bi cylindre 600CC le izy fatapera mitsitsy
Avy eo nanana Alfa 2002 zay dadabeanay nanaovany Taxi, tamzany tsy dia olana ny lasantsy satria 2L V4 4 corps no nanaovandrazoky Pikla.
Dia indray andro, nandende teny ivato teny rabaininay dia noho ny nody tany an-trano izy Gaga be zay fa nariany tany ny Vento (io irery ny daba tao an tanàna tamzany an!) mbola masaka be fa Alfa Spyder décap (moteur 2 litres double arbres à came) efa tranainy be zay no nientiny nody. Heureusement, ,ny jante n'lay Vento. Maty pompe le izy zao dia tsy misy manambotra fa mihinana be (presque 40L/100)
Farany Alfa 156 GTA no dernière acquisition an'ny tao am tanàna. 5 000 éxemplaires fotsiny ary unique teto Mada. Vao tonga ny daba dia nfandimby nakao am tanàna ireo tena puriste ntady hividy azy saingy hoe aleo aloha mba hakana fafiny kely. Nanomboka nanadàla ny sonde ny nedala dia maty hoazy izy rehefa entina dia hoe aleo alefa ihany sady olona mahakarakara sy mahavidy pièce no naka azy (représentant an'i Alfa eto ihany). Nalahelo ihany ny bandy noho ny lasa le daba, latsaka kely mitsy ny Crying or Very sad nefa namboarina ny saina hoe tsy maintsy mahazo solony. Mino aho fa tsy ho ela. Ny fanirina dia ,a Brera na 147 GTA
(ho avy tsy ho ela ny sarin'zany rehetra izany)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Mc Crash
wrc
wrc


Nombre de messages: 697
Date d'inscription: 28/11/2006

MessageSujet: Re: special italianina   Lun 8 Sep - 23:33

Coup de coeur kely perso; misy Fiat 128 izay,mavo ny lokony dia mainty ny tafony,1113 TG ny immat-ny ,Titine no surnom-any, ny tompony aloha dia mahakarakara tsy msy ohatr'izany, tout d'origine sauf ny autoradio Cool . Ao Soavimbahoaka ao izy no mipetraka.....

Souvenir tsy adinoko mandrakizay t@ io daba io; 31 Déc ny andro t@ zay andeh anao réveillon teny Ivato dia ny andro efa 23h30, izahay mbola eny @ digue, ny orana avy B, Mc Crash au volant tsy kopy hoe efa tena akaiky ilay virage 90 fa trop b lé orana, fa toundé ni-drift angeh ity Fiatn'olona, ilay tovovavy teo @ akaikiko tafapetraka teo @ lé seza conducteur niaraka tamiko,(transfert de masse tsy nisy ohatr'izany afro ),izaho mbola mifampitady am volant mi-contrebraque sy mi-accélere à fond (so fa tsy nisy Vam en face fa mety tsy tratry ny taona angamba).....

Fa mbola betsaka ny souvenir t@ io daba io fa so dia mamaky eto ny tompony ka haneno eo ny telefone-ko tirrrrrre tirrrrrre tirrrrrre
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 2742
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 9:40

Mc Crash a écrit:
ilay tovovavy teo @ akaikiko tafapetraka teo @ lé seza conducteur niaraka tamiko,(transfert de masse tsy nisy ohatr'izany afro ),izaho mbola mifampitady am volant mi-contrebraque sy mi-accélere à fond


Mila nanao So6 drift control elah t@ zany MC de tsy taitra mihintsy (hihihi)

Mr C.I mila ketrehina hoe copilote feminin no atao anaty fiara rehefa manao drift control fa mety tena mahay manao transfert de masse daholo ny pilote raha tonga any @ siège conducteur ny passagère

lol! lol! lol! Wink

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1692
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 9:50

Surtout hoe ilay tovovavy koa tsy tokony ahazo hipetraka eo @ conducteur camper petard

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
michigan
M10
M10


Nombre de messages: 221
Localisation: tana
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 9:54

Nerone>>Ra mbola misy alfa taraiky ao @la de metymiasa @ bandy ny carbu dell ra tsy mety @nareo an (le dell ana flat).

Kozio iany ny bandy ra ohatra ka ....
Ary aona le porsche so d mba tokny ho karakaraiko @zay fa to feno vovvoka fotsny lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 9:58

Nenay ndray zany fiat 850 sport zay no fiara italianina mba nahitanay
aventures tamin'ny zany fotoana e!
tamin'zany mbola tena tao anatin'ny tuning total mihitsy ny tena dia no appliquer-na taminy daholo izao appendices rehetra zao.
fa ny zavatra iray tena nanamarika anay tamin'izay dia ilay mi-depasse taxibe, le bandy zany sady miantso² no mandeh tongotra (le receveur io) d tezitra zà hoe ôtrany tsy handeh d no depasser-na fa tsy nety depa-nay mihitsy le taxi-be.

ny anakiray indray nanao SS mankany @ lalana Antsahadita iny en pleine pluie no sady vaky reservoir.

sinon, r'efa mba en forme lery mba miresaka ihany @ le double corps an! fa ny tena tsy laitrako taminy d le demaka manondrana lava.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2155
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 10:05

Tsi2 a écrit:
fa ny zavatra iray tena nanamarika anay tamin'izay dia ilay mi-depasse taxibe, le bandy zany sady miantso² no mandeh tongotra (le receveur io) d tezitra zà hoe ôtrany tsy handeh d no depasser-na fa tsy nety depa-nay mihitsy le taxi-be.


lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol!

_________________
"piso : mampivika isan'andro"
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 10:06

michigan a écrit:
Nerone>>Ra mbola misy alfa taraiky ao @la de metymiasa @ bandy ny carbu dell ra tsy mety @nareo an (le dell ana flat).

Kozio iany ny bandy ra ohatra ka ....
Ary aona le porsche so d mba tokny ho karakaraiko @zay fa to feno vovvoka fotsny lol

za manana delortto 40 4 corps( ilay mitsangana an) mbola milay be ao fa saika ataoko am cross car fa raha misy weber 40 mbola milay any am la dia afaka atakalo ra apetak ela am cox

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
michigan
M10
M10


Nombre de messages: 221
Localisation: tana
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 10:13

Ari>>tsy azoko antsaina io 4 corps dell resahanla io, le 2 corps separé v sa le 4 corps mitambatra.

Le weber lesy tsy manana za fa ra mba misy ny azo ifanarahana d lazao iany ny bandy e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
michigan
M10
M10


Nombre de messages: 221
Localisation: tana
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 10:18

ty v io resahanla io ry Ari



Dernière édition par michigan le Mar 9 Sep - 10:20, édité 1 fois (Raison : diso sary lol)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: special italianina   Mar 9 Sep - 10:29

oui io mitsy fa zany hoe tsy manana pipe sy cornet aho a!

_________________

P.S.A Renault


Dernière édition par Ari Vatanen le Mar 9 Sep - 10:35, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

special italianina

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 3Aller à la page : 1, 2, 3  Suivant

 Sujets similaires

-
» special italianina
» [HARLEY DAVIDSON] Fat Boy Special 2010
» Nouvelle HARLEY-DAVIDSON FLSTFB FAT BOY SPECIAL
» Le numero special combi de vw mag
» Canne special pellet pour silure.

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Mécaniques Auto :: Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces-