Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Ireo cox eto amin'ny tanana

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3 ... 9, 10, 11
AuteurMessage
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Lun 3 Nov - 9:48

nahafinaritra e!!! dia faly miarahaba an i Tsi2 koa zay aloha 1er tam slalom!! tena nisy dikany ny session tam G25 tam zoma sy ny So6 control!!! dia aza adino koa ny drift control nanome base de glisse sy plots ooooooo.

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Lun 3 Nov - 9:56

Nahafinaritra tokoa ny meeting maly e!
fa dia ny fisaorana no tena atao bobaka satria raha tsy teo ny mpanampy anay tsy vita ireny.

Lieu: Commune Ambohimalaza
Sono:Wintv
Photo: Tophos
Chapiteaux & Coordinations: TEAM SO6
Plots & marquage: ASA TANA - Drift Control
Média audiovisuel:MBS
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
Catz



Nombre de messages: 52
Date d'inscription: 04/09/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Lun 3 Nov - 10:23

Salut daolo é cheers !
Mankasitraka antsika reetra tokoa t@ lé omaly iny é clap !tena efa misy hoankafizina mitsy lé park cox-tsika é prier !

Ny sary azoko ato tena tsy mena-mitaha @ lé meeting-ndry zalà any ivelany tsony fa tena clap clap clap !

Mankasitraka ny Biraon'ny Madacox tarihin'i Toon kou @lé hetsika é cheers !
tohizo zalà fa tsara a clap .

Misaotra ihany koa @ lé mari-pankasitrahana:

BEST COX 2008 dance sy 1er PRIX "RUN 1200cc" petard !tena tianareo mitsy ve zany zà ry zalà a lol! lol! lol!

Hiezaka andefa sary ndray vao malalaka é silly !
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
michigan
M10
M10


Nombre de messages: 221
Localisation: tana
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Lun 3 Nov - 10:41

Zay sady tsy naazo coupe no simba ny daba lol
-lasa manao 46,666666666666666666666666666667l/100km ny fiara fa tsy aiko we manin satria deia lasantsy 7l no novidian ary dia lany teo @ io toerana io izay ahitana borne 15km
-Nony tonga tany antrano nojerena ny battery ka akory fa ra tokony ho 12 v no ita dia 1.2 v sisa tavela.

Fa na izany aza MLAY iny maly iny e (sady b sipa nefa teo mme) ka dia misaotra anareo tonga nanotrona sy nanampy e

Mankasitraka zala d @ manaraka ndray e

PS: i 1790 dia tsy ivoka intsony zao fa ho ravana tanteraka averina ny resto partie meca.Misaotra antsika tsy nahafoy azy sy izay rehetra nifidy azy lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Catz



Nombre de messages: 52
Date d'inscription: 04/09/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Lun 3 Nov - 11:07

michigan a écrit:
Zay sady tsy naazo coupe no simba ny daba lol
-lasa manao 46,666666666666666666666666666667l/100km ny fiara fa tsy aiko we manin satria deia lasantsy 7l no novidian ary dia lany teo @ io toerana io izay ahitana borne 15km

zay mbamin-dry 6535TE ,0107 TK nanao course (am-pahendrena an geek )teny @ bypass mandé 150kmh hono zalà nefa mbola ao aoriana ihany lé 1200 keliko ka tapitra ary lé tableau 140-ko koa ataoko aôna cheers !

Nisy 305GTX nanenjika anay dé farany naka sisiny fa tô tsy hahazo an'lé volsa bédébé prier prier !

lé anà lou michigan tena manao 6l/100 mitsy an scratch !

michigan a écrit:
Fa na izany aza MLAY iny maly iny e (sady b sipa nefa teo mme) ka dia misaotra anareo tonga nanotrona sy nanampy e

resahatsika ra-prezy oé mba asiana pom-pom Girls ndray @ manaraka é clap clap sa tee-shirt mouillé cheers !sô dé tsy zakan'ny tsenatsika zany geek

michigan a écrit:
Misaotra antsika tsy nahafoy azy sy izay rehetra nifidy azy lol


Tsy ampy kou ny hoenti-manana fa tokony ho tonga h@ top10 lé fifidianana ngé é Rolling Eyes dé @zay mba bebe ny mitondra loka mody sady mba fantatra ny ezaka atao @ 2009.

Hodinihintsika ny momba izay @ manaraka é cheers !

Michigan vé tsy mba tao @ top5 t@ reny omaly reny:clap: clap clap !
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
randz



Nombre de messages: 16
Date d'inscription: 15/09/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Lun 3 Nov - 11:10

Nafnaritr iny maly iny zalà, zay mo zany vo iny mits vo nandé meeting madacox fa d nafnaritr e! Fa ref nody ko d tena tositosika partie b mits teny andalana teny, nifandimby maty ry COX mianakavy fa valaka niasa daolo bounce
Misaotra an'ny mpikarakara reetr e, Team So6 t@chrono sy ny Frailleur kely t@RUN.
Mankasitrak e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Rajoù
wrc
wrc


Nombre de messages: 628
Date d'inscription: 22/07/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Mer 5 Nov - 14:26

Aiza ny sary ry zalah a!!!!!! thb
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
r@loum
wrc
wrc


Nombre de messages: 797
Date d'inscription: 24/04/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Mer 5 Nov - 17:24

Randz anga lé saika nanitsaka anay t@ Run inn???
affraid affraid affraid affraid affraid
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
bandygasy



Nombre de messages: 42
Date d'inscription: 10/07/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Jeu 6 Nov - 9:05

Boum a écrit:
Randz anga lé saika nanitsaka anay t@ Run inn???
affraid affraid affraid affraid affraid


tsy Randz iny kah!

Ireny ilay tonga amin'ny fitenanana hoe "omby iray vala e tsy ilaozan'izay mamaraha! jocolor " fa nahazo carton rouge iny aloha! chaise

ato misy sary kely momba iny hetsika iny e : http://www.madacox.net/viewtopic.php?f=18&t=9
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Jeu 6 Nov - 9:18

Catz ô 305 GTX zany r'ise raha vô valaka kely fotsiny d 'efa tsy mahazo antsika tsony a!

fa ny fikarakarana alou d mbola averiko fôna hoe tsy vitan'ny olom-bitsy mihitsy raha te hanao zavatra tsara.
vita iny ny programa 2008 dia anjarantsika rehetra indray ny manapaka ny taona ho avy.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
Catz



Nombre de messages: 52
Date d'inscription: 04/09/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Mer 12 Nov - 10:13

Tsi2 a écrit:
Catz ô 305 GTX zany r'ise raha vô valaka kely fotsiny d 'efa tsy mahazo antsika tsony a!.

tsy mila valaka akory reny dé efa tsy maazo antsika tsony lol! indrindra @ 2009 clap !

Tsi2 a écrit:
fa ny fikarakarana alou d mbola averiko fôna hoe tsy vitan'ny olom-bitsy mihitsy raha te hanao zavatra tsara.
vita iny ny programa 2008 dia anjarantsika rehetra indray ny manapaka ny taona ho avy.


oui M'sé,dé samia kou mikarakara tsara ny cox-ny mba ho favy daolo @ 2009 é prier !
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Catz



Nombre de messages: 52
Date d'inscription: 04/09/2008

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Mer 12 Nov - 10:21

zà zao mety 411 ndray no entiko @ 2009 Very Happy !
dé "best inona zao no mety mba hahazoana loka @zany rà mba vita milay bé Rolling Eyes ?

lé loka mba ezahina atao bédébé @ 2009 zalà à!dé atao lé tena manaingo salon reny lol! lol! lol! !

non...tena sérieux an!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rila2real
M9
M9


Nombre de messages: 82
Date d'inscription: 14/10/2009

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Mar 2 Mar - 7:03

Salut daholo elesany,

azfd leitsy mi-s' incruste @ topic an' elesany fa saika mba haka contact an' elesany ftsn hanomezana invitation ho an' elesany @ le fetikelinay @ sabotsy é.

Siora daholo é
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Mar 2 Mar - 14:23

Salut Rila,
ireto avy lesy ny contact azon'là antsoina

Toavina 033 11 157 91 / 034 07 398 04
Nonau 033 04 00227
Tsito:034 20 048 22
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
rila2real
M9
M9


Nombre de messages: 82
Date d'inscription: 14/10/2009

MessageSujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana   Mer 3 Mar - 10:18

TsitsiGalli a écrit:
Salut Rila,
ireto avy lesy ny contact azon'là antsoina

Toavina 033 11 157 91 / 034 07 398 04
Nonau 033 04 00227
Tsito:034 20 048 22


Ok merci leitsy à. Nisy akaman' elesany nomena (rama popa) azy any é, leiry izany no sendra hita de nomena azy le izy. Sinon afaka tonga fôna koa na tsy nahazo invitaka aza à. Wink
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Ireo cox eto amin'ny tanana

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 11 sur 11Aller à la page : Précédent  1, 2, 3 ... 9, 10, 11

 Sujets similaires

-
» Ireo cox eto amin'ny tanana
» kravited
» Amin Shahry
» arginine, protéine, glutamine, acides aminé !!!
» Wheight gain+acide aminé+creatine

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Mécaniques Auto :: Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces-