Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Mar 2 Sep - 16:56
Fred1302S a écrit:
firy eo ho eo moa zany ny cox ao amin'ny madacox e na an'ny mpankafy fotsiny ? ny ahy zao roa ndao hoe isaina ?
Fred
Tena misy² ihany an!! ndraso ho ezahina aseho eto dawl ny mandeh eto am tanana sy efa mba tonga t@ manifestation fa zà aloh mahita hoe efa miôtra ny 100 ny mandeh eto e!
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Mer 3 Sep - 12:19
okay merci éé efa mba afaka miteny zany rehefa mahita eny an-dalan hoe ty 1200 na ty zao . Sinon gros coup de coeur pour la pré67 verte je la prèfère toute d'origine comme ça. impeccable
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Mer 3 Sep - 12:25
Mr Cox master! za tena tsy mety mahay manavaka mitsy fa ra mba mety dia asio sary dia misy anarany eo ambany. tsy maninona na sary vazaha aza. mba té ahalala ny tenanay fa tsy mety raha tsy misy visual-aids
Nombre de messages: 42 Date d'inscription: 10/07/2008
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Mer 3 Sep - 12:53
Ari Vatanen a écrit:
Mr Cox master! za tena tsy mety mahay manavaka mitsy fa ra mba mety dia asio sary dia misy anarany eo ambany. tsy maninona na sary vazaha aza. mba té ahalala ny tenanay fa tsy mety raha tsy misy visual-aids
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Mer 3 Sep - 13:14