Nombre de messages: 26 Date d'inscription: 05/09/2008
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Dim 26 Oct - 21:24
Catz a écrit:
salut daolo é!
ity koa misy dernier arrivage zalà a!
tsy mbola hoavy @ lé rapitso fa ezahina ho tonga @ lé 02 Novembre !
mbola mila droppage kely fa midingina bé lôtra ny lohany. Resto complet kou io fa alefako ny sary (étapes) @ manaraka
Pooooooooooowaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa bé maso ndray léaza! ary lisany vé lety mamboly bé maso sa? . Mbo omeo lesy zay a Na dia ny joint fotsiny aza dia efa kobo fa mlay bé eh sady ny seza misy appui tête ........-look Ca sent bon pour la best cox
Possible mlay bé ny jante matoa aperçu avy aty aoriana no napetraka volohany sady matoa ho droppéna dé poince fa jante tsy dorizaka (toles) zany
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Lun 27 Oct - 9:08
Dia misoatra an'ny madacox rehetra zay tonga namaly ny antso fa tena nahafinaritra ny défilé natao tao anosizato. Tena "ballet" nahafinaritra ary azo atao hoe anisan'ny moment iray tena nahafinaritra nandritra an'iny rallye iny mintsy iny défilé iny. Kanto tena kanto nahita an'ireo cox erak'ny piste MISAOTRA EEEEE
Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Lun 27 Oct - 10:05
Mankasitraka an'leisany Madacox t@ fanohanana e! tena nilay be mihitsy ny nijery an'le cox eraky ny piste! Première fois t@ rallye teto Mada no nisy an'reny an!
Nombre de messages: 506 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Lun 27 Oct - 21:44
le t@sabotsy tsy nahazo sary fa tsy afaka, fa ny alahady no misy. sur fa ho avy tsy ho ela fa any @ Tsi2. ary @ sary sy vidéo ngamba no ho ataony maro ireo sary. angamba hoy aho an!