Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Ireo cox eto amin'ny tanana Mar 2 Sep - 15:23
Ngamba kosa lisany tsy hisy hanome tsiny raha hiresaka mikasika ny cox eto @ tanana koh zay e! sady betsaka koh manko ny mpankafy an'izy ity ato amin'ity forum ity. atomboko amin'ny sary vitsivitsy aloh d manaraka ihany ny ambiny e!
Dernière édition par Tsi2 le Mar 2 Sep - 15:57, édité 1 fois
Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
Sujet: Re: Ireo cox eto amin'ny tanana Mar 2 Sep - 16:36
tsy niseho télé akory letsy isika tamin'io nefa mba 1ère sortie antsika mbola tsy kobon'ny olona tsara angamba firy eo ho eo moa zany ny cox ao amin'ny madacox e na an'ny mpankafy fotsiny ? ny ahy zao roa ndao hoe isaina ?