Nombre de messages: 6 Date d'inscription: 29/06/2011
Sujet: Re: VW golf Type 1 Jeu 30 Juin - 9:26
M.n.R a écrit:
Tsimandrava a écrit:
Salama daholo ry zalahy a! Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e! http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/
tena lay seza le!!un bon PS avec ça ça le ferai trop!!!
Slt a
Mety efa tara aho fa mino aho fa hahazo valiny ihany. Aiza no misy io garage io fa mitady mpanamboatra mihitsy aho zao? Ny ahy VW golf GL natao restauration t@ 2007 fa tena tsy nahafa-po mihitsy ilay nataon'ilay bandy dia averina karakaraina tsara mihitsy amin'ity.
Nombre de messages: 6 Date d'inscription: 29/06/2011
Sujet: Re: VW golf Type 1 Jeu 30 Juin - 9:33
hypopo a écrit:

Sujet: Re: VW golf Type 1 Jeu 30 Juin - 9:36
[quote="hypopo"]
hypopo a écrit:
M.n.R a écrit:
Tsimandrava a écrit:
Salama daholo ry zalahy a! Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e! http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/
tena lay seza le!!un bon PS avec ça ça le ferai trop!!!
Slt a
Mety efa tara aho fa mino aho fa hahazo valiny ihany. Aiza no misy io garage io fa mitady mpanamboatra mihitsy aho zao? Ny ahy VW golf GL natao restauration t@ 2007 fa tena tsy nahafa-po mihitsy ilay nataon'ilay bandy dia averina karakaraina tsara mihitsy amin'ity.
Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: VW golf Type 1 Jeu 30 Juin - 11:57
iamkosmis a écrit:
Tsimandrava a écrit:
Salama daholo ry zalahy a! Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e! http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/
O raTsimandrava aa!mbô hanontanio ao amin'io garage io fa sao amidiny ilay moteran'ilay 505 ao io?
ary koboko marina zany toerana zany, io afarany efa misy mastic io ar ny 944s ko e
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: VW golf Type 1 Mer 5 Oct - 21:22
ciriusblack a écrit:
salut daholo é sao mba misy manana mk1 2portes any é na carros fotsn aza
looool zany ihany ny zavatra! za reny nivarotra Pumba ray volana tsisy nikitika tato fa lasa lery dia tonga ny mpitady :p timon koa nefa tamreny namidin ny tompony loool