Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 17:29
michigan a écrit:
fa eo @ otrin eo mo zao ny cours ny MK1 @za ftona d manaona ny etat @ io e.Otrany lasa tara t@ le t@ sabotsy iny za rajou an sa atakalo an cox
Aleo elah hitadiavana hafa ka! de manao restauration elah de postenlah ato ny sary:lol!: de rehefa alefanlah le cox de lazao za sao mety ho takatro iany ny vidiny na mba ataoko traite
Nombre de messages: 141 Date d'inscription: 27/08/2008
Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 17:34
sady cône explosion nalaiko tao am honey... tsy olana zany fa aza misalasala mifanantona refa typ1 e
aleo fa contactena daholo ny manana typ1 e, d roviana ohtra mba manao sortie kely ? ny ahy ny blem d somary mitontona le vam nefa za mila vam mitsaika...
Nombre de messages: 1261 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 17:58
Ka ny sortie ho atao anié am lalana tapis é. Réfa vita ny mpanao rally an lahery voa makany laniera ny sortie d lery rery no alefatsika any. Ny tena mety d manao oatran carte de visite kely misy contact mba hiantsohina ireo type 1 velona tampoka eny andalana Oatran betsaka ihany ry zalahy izao no mitsangana mandeha any ka.
Alefaso ny sosokevitry laisany ar.
Invité Invité
Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 18:31
tena tsy fanaovana rally lé atsangana ao irina a. Hiezahana ho original no tanjona.
Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
Sujet: Re: VW golf Type 1 Mar 2 Sep - 9:19
mlay daolo zany zala fa rovina am zay ary le rencontre a! za mitovy evitra am ra kirikou oe tsy asina club zany fa panao be fa juste rencontre de mifapizara experience de zay, photo party kely , de manin koa moa ra asina lalao kely aveo???
Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
Sujet: Re: VW golf Type 1 Mar 2 Sep - 10:08
Ari Vatanen a écrit:
ilay moteur 1.6 tao an i andovw taloha ilay nasiany turbo dia nirate² dia nosoloina 1.8 carbu. dia avy eo tsy ampy ny tsirony dia, natao moteur 16 4 corps weber 45 dia eo ampiandrasana ny vokany isika...
carbus addicted 1.8L 16S 4 corps ? nanolo arbre à cames ? sa moteur 16S dia atao 4 corps ? Fred
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: VW golf Type 1 Mar 2 Sep - 10:31
Fred1302S a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
ilay moteur 1.6 tao an i andovw taloha ilay nasiany turbo dia nirate² dia nosoloina 1.8 carbu. dia avy eo tsy ampy ny tsirony dia, natao moteur 16 4 corps weber 45 dia eo ampiandrasana ny vokany isika...
carbus addicted 1.8L 16S 4 corps ? nanolo arbre à cames ? sa moteur 16S dia atao 4 corps ? Fred
tiko ilay injection fa ny feon ilay carbu no clap: .arbre à cames shrick no ho atao fa aleo aloha hilamina tsara ny reglage an ilay carbu fa sao tsy afaka entina mitondra an rafotsy miantsena :