|
|
| Auteur | Message |
|---|
kirikou54 M10


Nombre de messages: 141 Date d'inscription: 27/08/2008
 | Sujet: VW golf Type 1 Dim 31 Aoû - 12:18 | |
| aleo mintsy crééna ty post ty d amzay ato daolo ny resaka type1 reetra. samy mba mitantara ny préparations sy ny conseil sy fikafika reetra e.
za zao ohatra mitady amortisseur arrière malefaka tsara fa ny ahy mitontona b. sao mba misy manana lisany?
ny zavatra nahafaly ahy zao d nahazo autoradio Blaupunkt d'époque teny am petite vitesse (merci ra Andovw), za mantsy tsy d ambinina matoss d tsy sahy mividy le modèle vaovao b ireny. Sady milay koa mahita anle Blaupunkt tranainy am vam tranainy e.
Ny ahy restauré par Ando izy io tam 2005 tany hoany d 2006 izy lasako d noezahina noatsaraina foana d io. |
|
 | |
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 9:26 | |
| type0 no tena naafantarana an io daba io, run 200m nocturne teny merts no tena nilalaovna an lery, tsy de afaka nilalao 400 lotra tam lery io fa zay le config na boite nanaovana azy sinon alefaso ra kirikou le sarina resto fa io no tena andrasn dry zala ato am ty rubrique ty a! okay |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 11:11 | |
| nya ana izany efa 2eme restauration io timon i fa hoia an izay tsy nahita ny post tany aloha dia i Chochon no 1ere restauration! 6M no nividianana azy ta zany fa mbola asa goavana ny nanarina azy. interieur, caross, train, moteur. natao moteur gti 16 doseur ledala dia maty foana ny pompe 6 bar, 3 x nanao transmission en une semaine fa tapaka foana. dia Namidy ledala cochon avant io  cochon apres io  i timon indray tam vao azo dia caross sy jantes ary moteur no natao. ilay moteur 1.6 tao an i andovw taloha ilay nasiany turbo dia nirate² dia nosoloina 1.8 carbu. dia avy eo tsy ampy ny tsirony dia, natao moteur 16 4 corps weber 45 dia eo ampiandrasana ny vokany isika... sary kely vitsy²   en pleine restauration  kely sisa dia vita  kely kely kely kely sisa dia vita (au fait izany ny restauration sy amélioration tsy mety ho vita tanteraka mitsy fa mahita atao foana e!)  _________________  |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 12:47 | |
| miarahabanao Ari Vatanen, mitady capot type1 + rétro côté droite aho raha mahita ianao. Misaotra mialoha |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 12:49 | |
| sinon Félicitation am réalisation! " |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | |
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 13:45 | |
| entre pa kely fotsn , ay ny Type II efa misy fikambanana!! tsss iakatra ndray zao ny vidin reny  |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | |
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 14:52 | |
| Milay mits ty sujet ty fa merci Kirikou t@ initiative! Ny tenanay dia miala tsiny fa ts manana sary na de nanao restauration iany aza. fa za ry zalahy manana blem amle embrayage-ko a! Vaovao daolo ny disque, plateau, butée nefa refa mafana le vam dia mihasarotra ampidirina le vitesse! sao misy manana idée leisany fa tena kivy mitsy a!  |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 14:56 | |
| fa inona no blem an capot nao? en principe misy capot ao amiko fa ny ahiako fotsiny hoe voatsindrin ny pneu sy jantes terre dia mety somary miolana...
Au fait nisokatra ny capot teny am pandehanana fa tsy voahidy tsara...(et non vitesse mafy) Ondulé tanteraka + tapaka verin + rovitra ny montant pare-brise.
Miampy ny asa e! fa tiako jerevana izany capot izany dia mifanaraka...merci d'avance |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 14:59 | |
| ilay capot ao amiko aloha mbola tsy midécolle @ lay otrany squelette iny e! fa..... tsy misy idiny intsony.... any am Pouty misy raha tsy diso aho. _________________  |
|
 | |
michigan M10


Nombre de messages: 221 Localisation: tana Date d'inscription: 27/08/2008
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 15:02 | |
| fa eo @ otrin eo mo zao ny cours ny MK1 @za ftona d manaona ny etat @ io e.Otrany lasa tara t@ le t@ sabotsy iny za rajou an sa atakalo an cox |
|
 | |
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 15:13 | |
| Rajoù Vaovao daolo ny disque, plateau, butée nefa refa mafana le vam dia mihasarotra ampidirina le vitesse! sao misy manana idée leisany fa tena kivy mitsy a!
fa taiza ela no nividy embrayage? so de garniture fotsiny no novidin la de matevina kokoa, de manana olana ela eo @ le famindrana vitesse |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 15:24 | |
| tao @ Rafidisaona le izy no novidiana ka, 1 mois teo zay. fa ts aiko oe le nanova moteur golf 2 koa ve dia misy ts milamina ao? |
|
 | |
irina GrB


Nombre de messages: 1259 Date d'inscription: 17/06/2008
 | Sujet: Re: VW golf Type 1 Lun 1 Sep - 17:20 | |
| Salut ry zalahy an. Merci ra kirikou nanao an lé rubrik vw Mk1 an  . Tena mety lé mifampitafa² ato kanefa tsisy oatran'ny mifanena ihany mba samy mifankahalala. oatran ra kirikou zao hitako ninana gilasy tetsy honey omaly d tsy sahy nankeny za fa tsy nitondra type 1  . Na lé échange d'expériences az réef tafaraka iny no tena tsara  . Ny solution ko lo d izao é. Ndaho resencéna daholo ry zala manana type 1 d mba hafaka mi organisé sortie kely miaraka. Ny blèm ko aloha bdb am zao é. Train av, boîte, seza, lakilé tapaka  ... Sa ahoana oz laisany? |
|
 | |
|