Misy MK1 manja mihintsy any @ tanana zany an sady tsy "tuninge", milay be lesy é, sady tongasoa koa
Tsy ry Nirina58 nga moa no nanana mk1 Gti voalohany?
Sinon ity no mba type 1 anay fahiny é, ana vazaha niasa tao @ Sodiama no novidiana, tsy GTI akory an
