Nombre de messages: 1172 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 16:52
tonga soa ra andovw an. Tena sady miarahaba no mihondrika ambany am lé fikelezana vita tam lé type 1 é. Ary ela ty b passion mits an ? Sady manafona pièces fotdiny kay . Lany tamingana mits ny pièces type 1 dorizaka kay ao amin'io vam io daholo zany.
Milay é. Ndaho amzay hiaraka hivoaka zany . Anao défilé 26 juin v no tian'i laisana sa ????
Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 16:55
fatratra loatra ! tonga soa e ! ny cox koa anie ka Type1 no fiantsoan'i vw azy e , dia T2 ny combi, dia T3 ilay ohatran'ny break hafahafa ireny dia misy koa ny T4, misy iray any Ambohimanambola Fred
Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 17:45
ity ndray ary ny type1 faharoa nataoko tao am tanana tao!fa naazo feu vert tany @ topony am zao de présenteko satria ananako daolo ny sary t@ za nanao azy! le lasan ra kirikou iny moa ny voalohany ( pi maso kely ho an lery) le ana le fahatelo! ity tsy o detaille-ko be fa aleo ny topony ameno azy