|
|
| Auteur | Message |
|---|
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: andovw Ven 29 Aoû - 14:10 | |
| sali daolo! tnga za fa itako oe misy resaka type1 ato , za mantsy adalan io! za koa ti rallye, ti run , fa tena ti type1!lol! io ny daba, asa ra efa kobon lisany fa tsy de mivoka iany lery alo ra tsy W.E e!na zoma! T8 schrick, ny dorizaka!!nanamerda ny piston de nalana mintsy aloa ny T fa vo miandry piston MAHLE, sinon GTI izy zao an, fa maafinaritra tsara mintsy   okay daolo |
|
 | |
kirikou54 M10


Nombre de messages: 141 Date d'inscription: 27/08/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 14:15 | |
| |
|
 | |
kirikou54 M10


Nombre de messages: 141 Date d'inscription: 27/08/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 14:21 | |
| 2640 TK . l'une des premières GTI arrivées à Mada. Si c'est pas le première.....
i rabaininay mahalala tsara ny nahatongavan'io vam io le, nandeh avion mintsy io nakaty !!! |
|
 | |
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 14:25 | |
| ie! marina zany , deuxième main za am zao, nafaran le topony taloa tany an dafy mintsy ono io ary noetin lery avion, de tany ampefy tany fona lery, zany oe 3ème voiture koa de tsy nietsika firy, nefa na zany aza de mbola tsy maintsy narodana atrama voalohany iany fa tsy afa-po e! |
|
 | |
r@loum wrc


Nombre de messages: 795 Date d'inscription: 24/04/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 14:54 | |
| |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 627 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:02 | |
| Tongasoa enao Andovw! Ary io mits le hitako teo @ Bull ankeo  Ay moa zoma androany kay  Milendalenda mits ny tenanay marna  |
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1121 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:07 | |
| Tonga soa indray ando Oo=w=oO d  kely!! Masika daol ny Oo=w=oO type 1 an'lisany  lay teny @ bypass Sad io misy T io tena otrany reny dakana reny ny vodin'lay vam eo @ depart |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:12 | |
| _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:14 | |
| Tonga soa ianao Do...=w=oO. dia mazotoa mandray anjara e! mitombo ihany ny Old VW a! jolie la caisse hein! _________________  |
|
 | |
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:18 | |
| maita an laisany be da be type1 ato de tsy maaritra tsony e! tsy ay tsony oe resaka rallye sa in fa ra vo type1 de tnga!! |
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 691 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:19 | |
| | kirikou54 a écrit: | 2640 TK . l'une des premières GTI arrivées à Mada. Si c'est pas le première.....
i rabaininay mahalala tsara ny nahatongavan'io vam io le, nandeh avion mintsy io nakaty !!! |
Ex-Rakotomavo non???? |
|
 | |
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:25 | |
| ie! eo apandefasana ny kandra nataoko tam lery za io , fa ita eo ny tohiny |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 15:57 | |
| Tongasoa leitsy AndoVW
tena io tokoa ny GTI voahalona teto @ tanana ary fotsy ny lokony t@ izany misy filet mena dia mainty sy mena ny interieur (Mmmm)
Hitako tao @ Kavita tao Ampefy tokoa izy taloha fa tsy nihetsika intsony !!
Asa tokoa izay tonga taloha teto ny GTI na io na any bain'ny Nirina58 ??? |
|
 | |
andovw

Nombre de messages: 58 Date d'inscription: 28/08/2008
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 16:02 | |
| vao azo de noravana tateraka! efa nijan ela iany mantsy lery , ary nasina motera tsaratsara iany ka tsy maintsy no verifiena daolo so sanatria misy rouille na misy pempo any ambany no profitena koa io nandokona ny tany ambany reetra sy ny anaty motera sy ny anatiny iray manontolo tena noravaina atram boulon iray mintsy , dommage tena tsy naita bandy manana sableuse fa raha tsy zany niazakazaka mintsy nakany!lol! mandany andro, fotoana, vola , fa tiana le izy de tsy manin, et puis c' est ma troisième restauration aussi(am type1) de itako daolo ny tsy ampy am ze vita teo aloha, de noezahana natao am lery ireo misy sary kely vitsi², teo an tokotany iany fa eo izy jerena isa minitra!lol! okay           |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: andovw Ven 29 Aoû - 16:45 | |
| Salama daholo a!  type 1 ... fiara kely mahafatifaty... Tohizo letsy a ...
Dernière édition par lahery le Mer 17 Mar - 16:24, édité 1 fois |
|
 | |
|