Manahoana daholo e!
Efa somary elaela no nijery ity forum t@'ny mralye ity, ka aleo mba hanao présentation kely.
Ny tenako aloha mety efa be mpahafantatra ihany satria efa niaraka nijery rallye t@'ny team S06 indroa t@'ity taona ity. Sady efa nihinana

n'i team. Mahafinaritra ny fiarahana. Sady miezaka ny mandeha foana rehefa misy rallye!
Hanao RBR koa fa mbola tsy mety ny install @'ny matosiko, rehefa misy fotoana dia amboarina any @'i tsi2 angamba.
Za manokana aloha dia mpiodana coccinelle e! cox 1200 année 68 ny fiarako. Moteur d'orine 1200 aloha no ao. Fa mbola ho avy tsimoramora eny ny projet manaraka. Io fiara io no entiko miasa isan'andro.

Dia misy mercedes 280 SE no fitondrako rehefa WE, malalaka kokoa pour la famille + bagage.
Tia rallye aho. Nanana Golf 2 syncro 4RM kely zay aho taloha mba nianarana slalom tam'zany fa indrisy efa simba ny maha 4RM azy dia namidiko.
Mahafinaritra ny fifampizarana ny passion ato @'ity forum ity, fa tohizo ry zalahy a!