Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Salut salut é Jeu 28 Aoû - 11:50
Tsi2 a écrit:
Ary ela ty ra boum ty ny Saut rehetra mihitsy an!!
Boum SAUTE tous ce qui bouge ra za ny otran la ry mikah dia afenina reo avatar reo fa i Boum koa anie mahay misaute NOS e! za no nanovako an ilay avatar-ko mstyl be iny fa i boum il tire plus vite que son ombre (tire moa zany sa saute???)
Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
Sujet: Re: Salut salut é Jeu 28 Aoû - 12:02
tong soa e manantena détails de présentation an'ilay E36 3L zahay. Firy moa ny consommation an'izany ? tiko ho hita raha viable aty amin'ny tanàna izy en tant que daily ? Fred
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Salut salut é Jeu 28 Aoû - 12:51
Fred1302S a écrit:
tong soa e manantena détails de présentation an'ilay E36 3L zahay. Firy moa ny consommation an'izany ? tiko ho hita raha viable aty amin'ny tanàna izy en tant que daily ? Fred
hi hi hi, pour une eventuelle ketrika hafa koh ve?
Nombre de messages: 149 Age: 28 Localisation: ///M land Date d'inscription: 04/10/2006
Sujet: Re: Salut salut é Jeu 28 Aoû - 22:12
Fred1302S a écrit:
tong soa e manantena détails de présentation an'ilay E36 3L zahay. Firy moa ny consommation an'izany ? tiko ho hita raha viable aty amin'ny tanàna izy en tant que daily ? Fred
Ilay ///M angé tsy dia misy tantaraina firy satria full stock be, na carosserie na moteur é, ny carosserie moa izany dia ijanona amin'izao fa ny motera noha asa. Sinon concernant ny conso manao 10 lédala en mixte dia 8.5 rehefa autoroute ary eo amin'ny 12-13 eo rehefa ville foana (ce qui est rare); dia mazava ho azy moa fa rehefa misotra ny 6 paps dia mty ho anao 25 any (ce qui est souvent le cas ) Raha ny point de vue ana manokana aloha dia tsy mety raha atao daily é, satria c'est une caisse qui n'est n'est pas faite pour rouler à bas régime, (manjary encrassé ny moteur ). Ny usage -ko aminy dia week end ihany sy rehefa mi-voyage, ny olona rehetra fantako aty manana ///M aloha dia mitovitovy amin'izay daholo.
Citation:
Tonga soa é, so dé mba tokony makafoka ery amoron'garonne fa samy eto @ la ville rose ihany
MP envoyé
Citation:
Ka lisany any Finda ary ra-Mc tokony hanao team So7 ah!!!
Aleo team ravin So7 é
Citation:
tonga soa Check a, efa renay ny lazany le golf tamzany an! Gasy Powaa reprezent any zany
Nga moa lesy ilay golf nisy lazany firy fa mba natao teo izay nety
Nombre de messages: 149 Age: 28 Localisation: ///M land Date d'inscription: 04/10/2006
Sujet: Re: Salut salut é Sam 23 Oct - 0:24
Efa ela ela indray tsy teto dia mba mi post sary kely satria depuis dia nosoloina moteur un poil plus puissant ny ///M. Dia raha toa ka dia asiana gestion programmable. Raha tsy hafa po moa izany dia ho ita eo ny tohiny
Dépose du moteur d'origine
Ancien moteur déposé et nouveau moteur inside
Dernière édition par checkp0int le Mar 9 Nov - 15:24, édité 1 fois
Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
Sujet: Re: Salut salut é Mar 9 Nov - 15:42
mba présentation en photos an lay daba, évolution an lery avant après, ny ketrika majinijinika, etc...fa bon ra ampy ny ato am présentation perso dia mety io ka!hihi