Efa niezaka tsy niditra t@ ty resaka ty ihany zalah fa naita an'ty d tena tonga dé mba tohina sy mametra-panontaniana ihany satry membre an'ty club voatonintonina ity: [Efa tsy resaka vola intsony ilay enjehana @ zao ry zalahy, fa "titre". Hita tao anaty gazety hoe efa ela ny club sasany noho champion hono ka mety zay angamba ilay miteraka disa disa satria tsy maintsy tazomina ilay voninahitra n'inona n'inona no hitranga. Dia tsy kilalao intsony ny andraisan'i sasany azy/quote]

; Tsy fantatro alou na oe zay no tena sens an'io phrase io fa ra ny fandraisako an'io d oe ny FMMSAM no efa ela nitazona mafy an'lay "titre" ka tsy maintsy tazomina io
N'INONA N'INONA HITRANGA, zany oe ve zany ny FMMSAM no nampanao lay sabotage no tian'i Nirina 58 tenenina?

Sa oe membre hafa ao aminay miady "titre"? Sa zavatra hafa (enga anie)? Ra ny fandeany club ao aminay alou d firaisan-kina sy fifampitaizaina ny ao (esprit club ozy Tompokolahy Mike zay), misy discipline sy règle otrany association rehetra ao, fa nefa tsy tokony adino kou fa efa olon-dehibe avy @ horizon samihafa ny ao, effectivement mety misy ny écart de langage na comportement any tsirairay, c'est pas pour autant oe généraliséna le izy, ary ra ny fahafantarako azy tsy mi-existe ngamba zany oe association zany ka de tena oe parfait daolo ny membre ao.
Fa any aloha any ko misy otrany sous-entendu oe "zalahy", "ny sasany", fa iza ireny é? le mécanicien efa niasa ela tao lasa ni-sabote ve? Sa lay parieur? Sa izahay FMMSAM? Sa pilote concurrent? Ra za aloha ny teo @ toeran'i Nirina58 d alefako tribunal de aleo andé ny enquête de hitan'ny rehetra eo ny marina.
Sportivement.
