| | Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
Bonzai M9

Nombre de messages: 74 Date d'inscription: 31/05/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Lun 3 Nov - 19:18 | |
| Inona daholo izany rehetra izany kle. Izany ny atao hoe tsy rariny intsony. Tena famonoana olona tsotra izao fotsiny izany. Manomboka izao izany dia ataovy olona hananana confiance ihany no mikitika ny vam ary olona "professionnel". |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 935 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Lun 3 Nov - 20:22 | |
| ny parc fermé aloha tena tsy sécurisé à 100% e. Efa victime koa zay sy Mijoro tamin'ny R19 teo amin'ny piste "ACCT" teo Ivato. Natao plein le vam alohan'ny hiditra parc nefa tsy nisy afa tsy 1/2 tsony alohan'ny handray départ ny ampitso maraina Efa ato anatin'ny coup de' gueule ihany tsika. Ny anay indray le madame mikarakara ny assurance organisateur tamin'ny Rallye farany teo no tena nanome lagy ahy satria tamin'ny nanao déclaration an'le accident aho dia novaliany tsotra fotsiny hoe tokony nihosena le olona nanapaka  zay vo miditra en jeu ny assurance nalain'ny organisateur  |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1514 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Lun 3 Nov - 20:46 | |
| Zà koa aloha efa naheno ity resaka "loka-loka" sy paris ity fa tsy nino aho hoe cela peut aller jusqu'à ce point ... De toute façon koa aloha efa vita iny et de toute façon koa Nirina58 t'es déjà notre champion depuis bien longtemps On aime les pilotes pas les "calculateurs" et les comptables  |
|
 | |
focus M12


Nombre de messages: 506 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Lun 3 Nov - 20:53 | |
| Nerone>******* leuh. Ra nosena lay olona ve hono dia afaka nafindra tany aminy koa ny eritreritra manenjika hoe nahafaty olona????? non mais, sans blague. Dia tsy misy assurance izany mirembourse ve leu??? mapteny ratsy kosa zany e. fa entre pas aloha, tay be ihany kay ny tontolon'ny rallye kle. Mamaky ny nanjoha an'i Nirina58 za dia mametrapanontaniana mihitsy hoe ça profite à qui kay? tsy hoe mahazo prime anie refa mandresy eo e. kilalao ve dia anaovana an'izany??? Comme quoi aucun sport n'est clean ve???  |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 935 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Lun 3 Nov - 21:04 | |
| Tsy le hoe remboursé ou pas le izy, simba otrn zavatra simba rehetra iny fa ny déclaration tsy maintsy natao fa le namaliany azy mitsy no tena manome lagy.
Ny pari amin'ny rallye aloha efa ela no nisy fa hatramizay entre pilote mfanindry amin'ny chrono isaky ny spegany le izy fa tsy mbola nisy lasa lavitra be hidiran'ny olona ivelany otrzao |
|
 | |
nirina58 GrB


Nombre de messages: 1324 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Lun 3 Nov - 23:20 | |
| | SystemeD a écrit: | | zany ve tsy afaka entina any @ tribunal kle? |
ie, afaka atao mintsy, sady izy nahita tsara ny zavatra rehetra niseo! Fa mbola tsy vita io ka
Edit ary @ ilay post en gras |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 831 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 2:15 | |
| non seulement il a mis en danger la vie de l'équipage mais celles des spectateurs aussi !!!! moi j dis qu'il faut l'corriger  |
|
 | |
focus M12


Nombre de messages: 506 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 8:40 | |
| +1 Nari9  |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 9:41 | |
| mais non!! je crois qu'il faudrait s'arreter là, sans l'histoire du tribuna, je sais que c'est tres grave mais heureusement, personne n'a été physiquement été blessé alors.... aleo enjehin ny heritreriny izay nanao ilay izy. fa zao kosa aloha, manantena ny fiverenana masika be zay am 2009... ary toa naharé hoe Laza sur Evo IX et Joda sur la Evo VI... youhooooooooo VIVE LE RALLYE, VIVE LE SPORT... _________________  |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
 | |
 | |
michigan M10


Nombre de messages: 221 Localisation: tana Date d'inscription: 27/08/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 10:19 | |
| Enjana zany.
@ 2009 mila paparazzi eny @ PC isaky ny alina fa ra tratra kosa d taritana ivelany fiara mandritra ny ES rehetra @ zay ita tsara refa mglisse. |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 627 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 11:14 | |
| Henjana be tokoa le nahazo anlah zany C.I Le resaka tribonaly aloa tsy dia milay satria sady ho tantara be tsis oatran'zany no efa be loatra le resaka mandeha mikasika ny MRC 08 dia ho gaga indray ny mpankafy hoe inona ihany ary zao satria mety hivoaka gazety ndray le izy! tonga dia aleo darohana mafimafy tsara fotsny le bandy na le tanany ni-sabote mihitsy no velesina amin'ny clé! Rano raraka reny ra Nirina58 ka sarotra hoe atao inona fa dia mampahery anlah hahazo fahombiazana tanteraka amin'ny 2009 a!  |
|
 | |
Hirvo M12


Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 11:25 | |
| |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 11:29 | |
| +1 am'rajou
marina fa tsy evident mintsy zany fa ny tsara ho an'i sport auto dia tsy haparitaka fa aleo halamin'ela en interne amin'lery any lé izy fa tsy hatao tantara B fa ny sport auto ndray no maloto amin'io. Atao lesoka ho an'i manaraka fotsiny iny. Cependant any am'fédération angamba no mieritreritra momba ny hitondrana ny rallye fa ratsy tokoa raha manomboka misy mafia sy olona efa sahy manao sabotage (espece de ù^$*ù** aza hatao tratranay fa min$*$**$%*)
Ary za sur fa tsy mba ireo pilote reo mintsy no mananan an'zany hevitr 'zany fa lé bandy migravite autour sy ry "foreveriste borné comme son pied" isany.
AZA LOTOINA NY RALLYE RANGAH FA TIANAY IO ANNNN _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
bandygasy

Nombre de messages: 42 Date d'inscription: 10/07/2008
 | Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 4 Nov - 11:36 | |
| za sy tsi2 no mbola nahita an'i nirina58 nanao essai teo amin'ilay piste efa fantantsika ny alakamisy hariva. resaka mise au point moteur kely fotsiny sisa tamin'iny. tena gaga aho hoe nisy blem i nirina58 vao niainga k'le! fa tena ratsy izany raha izany no tantara. tena efa crime ange izany ry zalahy e fa tsy zavatra hafa intsony e! Tsy ampoizina mihitsy ny olona mety ahavanon-doza san a!  Fa ny hevitro aloha dia tsara ny mametraka plainte, fa sao mbola hitsy zavatra hafa tsy ampoizina eo indray !!!!! |
|
 | |
| | Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) | |
|