Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 14 Oct - 12:45
vao nitondra an'lé desaka anié ra-mat defa kopy ela hoe tena fitiavana an'lé zavatra sy passion ny azy fa tsy resaka championnat zany mintsy éé!! (na dia saiky nataony daholo ndray aza ) donc raha miova daba izy tsy any am'resaka championnat fa any am'resaka manala azy milay ééé. Possible koa hoe fanomanana ny saison 2009 sahady De toutes façon na visa an'i Pattie aza no entiny eo tsy maintsy spectaclement votre foana io
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3) Mar 14 Oct - 18:32
Hirvo a écrit:
i roi lion no nilaza fa hiezaka ny hiverina amin'izay amin'ny 2009 c'est bon pour le spectacle
..iny ndray efa tsy dia hantenaina tsony ee!!!..efa ela iany zay nandrenesana zay hoe hiverina zay lery nefa tsy hita be iany.. zao na miverina izy na tsy miverina tsy dia mampiova ninoninona.....efa tsy dia manantena tsony ny tena... .. Sokafy ary ny pari: iza no miteny hoe hiverina iny , ary iza no miteny hoe mivarotra saka be loha izay niteny an'zany??? ....
Zay fa ny ahy dia mazava: na miverina ny Liona na tsy miverina tsy blm zany fa za any anaty Spegany foana !!!!!