Nombre de messages: 1261 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: kirikou Mer 27 Aoû - 17:33
Sali ra iza moa iz teo fa sarotra tadidy ko lé pseudo an ialhy teo . Kokorico v sa ??? Ay kirikou. Antsohy daholo ireo akama MK1 rehetra bainà fa ho reketintsika am zay ity club ity fa ela loatra ka . Zany ra Ari, ry Nerone, ry Nari9, ry rajou...an. Masaka b lé siège baquet an. Antsohy r'zala ry kirikou an. Bonne 6x
Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
Sujet: Re: kirikou Mer 27 Aoû - 17:35
plus on est des fous plus on rit, tongasoa e ! isaky ny mahita golf T1 aho dia te hiverina amin'ny lasa, ny golf T1 moa no tena nahatonga ny mouvement GTI tamin'ny 74? Fred
Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: kirikou Mer 27 Aoû - 19:36
Tongasoa Kirikou, efa nfanena ihany zany tsika tatsy am le forum iray atsy e. Masaka be ilay golf fa io numero anla io ny num an le MKII ako taloha, papier fotsin'zany sisa fa ny vam hafa mitsy e!