Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Jouer en ligne à moindre coût Mar 26 Aoû - 22:51
Ka zao ry zalah: ho antsika izay tsy manana internet nefa mba tia hi-lalao online dia izao no fika ( ito ilay fika ra-mikkah!!!!).
0) Mividy carte moov dia iny no tsitsiana fa izany hoe misy points vitsy² mila respecténa.
1) entrer ds la session 3min avt le depart de la première spéciale d rester en conexion ( izany hoe raha té haka marge dia afaka miditra 10min avt fa zany hoe d efa conection mande zany). D @io tsy deconecte-na mintsy ny internet raha tsy vita ny ES1.
2)après l'ES1 afaka deconecténa @zay ( click droite dai deconecter eo @lé icone conection eo @barre des taches). Dc à partir de là on roule hors conection durant les ES, fa zany hoe après chaque ES dia on se reconnecte à internet d refa conecté dia misy icone kely zay etsy ambony hoe "send times" dia cliquena iny. Après an'zay dia tokony hiseho ny classement provisoire dia aveo deconecténa ndray d miandry ny depart ny ES manaraka( efa hors conex @io an!). D refa vita ilay ES dia on refait la mm opération que tt à l'heure iany et ainsi de suite.
3) Fa refa hiainga @ ES20 ( na ny ES farany izany) dia tsy maintsy atao en conexion io ES farany io sinn lasa consideré kom abandon iny ES farany iny.
En gros ny avantage azo @ ity zany dia on roule hors conexion ds la plupart des ES ho an'tsika izany tsy manana illimité any an-trano.
Bref...zay ilay izy zany fa tsy fiable à 100% io technique io ry zalah an!! la preuve za efa tsy manao session tsony fa leo za @ lé problème de conex matetika. Zay fa dia mavitaà be e!!!!!
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Jouer en ligne à moindre coût Mer 27 Aoû - 16:32
nena am telma mobile ka mbola hanandrana ny fanaovana azy aho dia tantaraiko eo ny vokany! ( mbola hianatra an ilay en ligne koa manko fa tsy mbola hay ny fanaovana azy sao bug eo ny serveur dia lasa mahazo scatch an spe rehetra eo aho lol) merci pour le tuyau Dodanen
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: Jouer en ligne à moindre coût Mer 27 Aoû - 18:12
Ari Vatanen a écrit:
nena am telma mobile ka mbola hanandrana ny fanaovana azy aho dia tantaraiko eo ny vokany! ( mbola hianatra an ilay en ligne koa manko fa tsy mbola hay ny fanaovana azy sao bug eo ny serveur dia lasa mahazo scatch an spe rehetra eo aho lol) merci pour le tuyau Dodanen
Ny t@ telma mobile lesy efa nanandrana iany zay sy bigbang fa mandreraka be !!!...matetika mi-bug nedala. Ndray elah konecté nefa tsy mety lasa lé tps!!!!!....ms bon...tsy aiko raha zay mtsam ko no ratsy vintana. T@ io dia ilay portable mintsy no atao modem dia numeroténa avy @ pc fa ny mi-config azy tsy tadidiko tsony !!!!
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: Jouer en ligne à moindre coût Jeu 15 Jan - 16:36
Bon... rehefa nanao test maro² moa za dia hita fa concluant ilay izy ka zaraiko @laisany eto... Au fait ny moov moa dia tsy tonga any aminay mitnsy fa ambanivohitra be hono dc tsy maintsy nitady moyen anaovana session online ka rehefa nikaroka dia zao no natao : nividy puce telma dia nanao an'ilay offre internet "Net Evasion" ilay 75000 fmg. Dia brachéko @ ordi ilay fone aveo dia ampiasaiko en tant qu modem. Dia ny conection via telma no hidirana ao anaty session dia afaka manao session soamatsara otrany rehetra. Je tiens à faire remarquer que tena tsy mandany mintsy ilay izy ary rentable be satria juste 130 KO ny lany pour 8 ES !!!!!!!!!!!!! .. pourtant avec NET Evasion on adroit à 25 MO dc c une bonne affaire.. Breff.... io zany ra-mikkah milay a !! sady tsy misy contraite de temps fa mande par KO ilay izy fa tsy par sec... Ps: Eviter de surfer sur le web rehefa manao conection via telma @ordi fa tonga dia ritra ilay 25 MO an !!!!.. just andefasana tps @live fotsiny !!!
Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: Jouer en ligne à moindre coût Jeu 15 Jan - 16:47
Encor un Big merci a leDoda eh Tena mikaroka tokoa enao ramse Azoko tsar mitsy lay system fa ay zany mila atao en Mod Evasion reny, daccor chef, Donc ts mahazo mi surf mitsy sinon tou d ritra Avt session zany mi-conect eo foana lay phone en tan ke modem d alefany o azy eo ny temps isaky ny vita ny e.s
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: Jouer en ligne à moindre coût Jeu 15 Jan - 17:02
Mikkah a écrit:
Encor un Big merci a leDoda eh
tsy misy fisaorana leroa a
Citation:
Azoko tsar mitsy lay system fa ay zany mila atao en Mod Evasion reny,
Oui tsy maintsy mode evasion @zay mora ny prix par ko.. raha credit telma manko ano ampiasaina dia raims dia ritra. Ny ahy zao ilay net evasion ao mbola zara fa nihetsika nefa za manao public session foana.
Citation:
Donc ts mahazo mi surf mitsy sinon tou d ritra
Mazava hoazy..
Citation:
Avt session zany mi-conect eo foana lay phone en tan ke modem d alefany o azy eo ny temps isaky ny vita ny e.s
Na 1h avant session ary elah d efa eo tsy koi fa rehefa mbola tsy misy transfert de donnée izy d tsy ihetsika mintsy ny credit. dia rehefa manomboka ny session dia tsy tapahany izy fa avela konecté eo foana dia mandefa tps hoazy ... Ary rehefa vita mitnsy ny Rallye zay vo deconecténa ny fone..
Manantena antsika izay nanana blm de conection mba havitrika @zay zany @ty saison ty !!