Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 
 Championnat tchèque

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2
AuteurMessage
Raddoo
M10
M10

Nombre de messages: 208
Date d'inscription: 17/02/2010

MessageSujet: Re: Championnat tchèque   Lun 28 Fév - 14:02

Résumé kelin'ny week end découverte 'ny CZRBR:

- Nahavita nanandrana ireo SS tam N14 Prodrive, izay tsy misy afa-tsy ao amin'ny CZ RBR ihany, teny iray fotsiny "...ENORME..." cheers cheers Ho an'izay tia Pribram (izay anisan'ny tsara indrindra ao @ RSRBR amiko) dia tena mbola 10x mieux le Osli, Stryckovy, Liptakov, Hradek...

- Saika tsy azoko ny fomba filalaovana hoe rehefa inona/iza no afaka manao "tournament" Offline/Online, fehiny:

  • Mila manana le plugin, dia cars+stages: tsy voatery ho izy rehetra
  • OnLine

    1. Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
    2. Mamorona tournoi-session, azo ampitoviana amin'ny session officielle RSRBR, fa mila manao fanomezana-don vao afaka mamorona an'io. Izany hoe afaka manao championnat tsy miankina.

  • OffLine - tsy voatery manana connexion rehefa milalao

    1. Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
    2. Mandefa temps ao amin'ny site live "Send results"

Mety hoy ianareo hoe mitovy amin'ny rsrbr ihany izy izany: tena diso be izay hevitra izay lol! lol!

**izay te-hanadrana dia misy session 2 ao: "Madagasikara Test CZRBR 1 et 2", valide hatramin'ny 07 sy 08 Mars 2011, azo lalaovina online (misy ny SS tzech) sy offline (ss mahazatra). Edit: efa vita :-)
**andramo kely ry zalah fa mety hiova hevitra elisany a Razz Razz

Indro kely itako, raha misy olana na fanontaniana dia adinoy tanteraka fa tsy misy 'Aube' na 'Jim' hamaly ao fa mila mikaroka irery, raha tsy izay tratran'ny hoe "...you 're a lazy boyscratch "

Mazotoa e

Dernière édition par Andriami Raddoo le Mar 15 Mar - 13:10, édité 5 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ChrisJones
M9
M9

Nombre de messages: 102
Age: 28
Localisation: Iarivo Jungle
Date d'inscription: 25/03/2010

MessageSujet: Re: Championnat tchèque   Lun 28 Fév - 15:21

Raddoo a écrit:
Résumé kelin'ny week end découverte 'ny CZRBR:

- Nahavita nanandrana ireo SS tam N14 Prodrive, izay tsy misy afa-tsy ao amin'ny CZ RBR ihany, teny iray fotsiny "...ENORME..." cheers cheers Ho an'izay tia Pribram (izay anisan'ny tsara indrindra ao @ RSRBR amiko) dia tena mbola 10x mieux le Osli, Stryckovy, Liptakov, Hradek...

- Saika tsy azoko ny fomba filalaovana hoe rehefa inona/iza no afaka manao "tournament" Offline/Online, fehiny:

  • Mila manana le plugin, dia cars+stages: tsy voatery ho izy rehetra
  • OnLine

    1. Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
    2. Mamorona tournoi-session, azo ampitoviana amin'ny session officielle RSRBR, fa mila manao fanomezana-don vao afaka mamorona an'io. Izany hoe afaka manao championnat tsy miankina.

  • OffLine - tsy voatery manana connexion rehefa milalao

    1. Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
    2. Mandefa temps ao amin'ny site live "Send results"

Mety hoy ianareo hoe mitovy amin'ny rsrbr ihany izy izany: tena diso be izay hevitra izay lol! lol!

**izay te-hanadrana dia misy session 3 ao: "Madagasikara Test CZRBR 1, 2 et 3", valide hatramin'ny 07 Mars 2011, azo lalaovina online (misy ny SS tzech) sy offline (ss mahazatra) .
**andramo kely ry zalah fa mety hiova hevitra elisany a Razz Razz

Mazotoa e

Za tsy tafa wik 1d teo fa hanandrana e!!! manao aona ny physics an lé daba mihaotra an lé RSRBR?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Raddoo
M10
M10

Nombre de messages: 208
Date d'inscription: 17/02/2010

MessageSujet: Re: Championnat tchèque   Lun 28 Fév - 15:44

ChrisJones a écrit:

Za tsy tafa wik 1d teo fa hanandrana e!!! manao aona ny physics an lé daba mihaotra an lé RSRBR?

Tsy koi zany fa rehefa tafa dia tongava ao e.
Ny physics aloha ny hitako dia tsy mitovy mihitsy am RSRBR, fa aleo ny tsirairay mahita azy sa?? pirat pirat
Ohatran'ny tsy ratsy ihany koa ilay degats 'realistic' fa lasa miezaka be tsy manao faute mihintsy :-)

Dernière édition par Andriami Raddoo le Mar 15 Mar - 13:08, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Cascade
M9
M9

Nombre de messages: 124
Localisation: Ambohimanambola
Date d'inscription: 08/07/2010

MessageSujet: Re: Championnat tchèque   Lun 28 Fév - 15:48

io anie le noresahiko t@ le realiste e! hafa ny fivoakanio raha izay.
misy milalala fotsiny mantsy de lasa oe le temps no ilaina fa tsy le oe.... hihihi aleo za tsy iteny fa za koa manao anio a!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 
Championnat tchèque

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 2 sur 2Aller à la page : Précédent  1, 2

 Sujets similaires

-
» championnat 2007
» championnat du lundi
» reunion debut championnat
» Championnat departemental doublette mixte (Chênes)
» Championnat de France Culturisme FFHMFAC 2011

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Jeux :: RBR (Richards Burns Rallye)-