|
|
| Auteur | Message |
|---|
TVN

Nombre de messages: 61 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 10/08/2008
 | Sujet: TVN Mar 12 Aoû - 1:00 | |
| Salut daolo, Tahakantsika rehetra ato dia mankafy tanteraka ny momba ny fiara en général, ary ny rallye en particulier ny tenanay. Ra tantaraina fohifohy alou d t@ fiandohana mbola bandy kely tany Fianarantsoa (fa tany bainay no niasa talou ela be) d le entiny baina mijery arrivée teo @ gare (zay zany no pc t@ zany), Andrianjafy, Maurice B, Alcazar no enjana t@ zany; d avy eo affecté tany @ toerana tsisy rallye; d avy eo niverina teto Tana d mba mingitrika t@ Terminal oe hijery rallye d eny @ liaison Ambohimanambola iny (tsy kôpe akory oe misy special zany alou t@ zany é, sady mandrirotra daolo ny rehetra tany anaty liaison t@zany), na Ampitatafika (mena s kely saofera d mangina tsy mandaza), na miaraka @ ao antrano eny @ digue; D afaka bacc sady efa nanana permis vo nahalala spécial zany, zay vo mba nanenjika, t@ zany kou mou b slalom d nitombo teny iany ny fitiavana, d niditra club alou, d avy eo nanao copilote indray mandé tamina Golf1 (rallye Vakiniadiana III), cadeau mba azo t@ ray aman-dreny io oe vacances any an-dafy sa rallye, mazava be ny tokony ho valiny fa hatr@ zao tsy azoko oe ina nametrahana le choix. D indray mandé tsy miverina iny d lasa ndray alou nanao pointe teo @ CENAM sy teo Anosy. D vita fianarana d lay passion mbola tao nefa tsy afaka d lasa nanao tuning ndray alou, namorona Madatuning t@ zany. D nividy Golf 1 tany @ Hajia d nanomboka mba nanao foana @zay fa saingy abandon foana fa tsy ampy lé moyen @ préparation fa mianto-tena nefa vo nanomboka niary mi-bizna. D avy eo niova vam mba oe milailay, d nisy fotoana navita nanao saison betsabetsaka, d avy eo nanambady sy niteraka d niova ny priorité téo @ fiainana, d lasa secondaire ny rallye, d'autant plus lasa tsy fiable tsony le vam refa noketrehana oe mba ho puissant koukou, d nefa enjana b le s lany fa le izy tonga d moteur foana no potehany, tsy ampy tsony ny caisse noire ; Ny kandra kou tsy maintsy assuréna tsara so d lany anaovana rallye eo fotsiny ny S. D eo alou tsika zao. D eo alou tsika zao. Fa mafinaritra lay site zalah a! Efa elaela iany no hita fa zay vo tapakevitra. |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 9:00 | |
| Tongasoa TVM zany e !!!!... |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 9:58 | |
| |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 9:59 | |
| |
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 10:48 | |
| |
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 10:55 | |
| Tongasoa lesy a Reveko mits refa mazoto manoratra lava B otranzao, maka fy mits za mamaky azy Mazotoa fôna é, dé aza adino fa misy rallye tsy dia mila budget B zay, sady Revin'ny Bandy Rehetra  |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 14:21 | |
| tonga so6 ee | KGB MAX a écrit: | Tongasoa lesy a Reveko mits refa mazoto manoratra lava B otranzao, maka fy mits za mamaky azy |
+1
....de nankaiza le Oo=w=oO....... |
|
 | |
nirina58 GrB


Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 14:32 | |
| |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 14:40 | |
| Milay koa le oe "Raha tantaraina fohihohy" nefa be inspiraka be leiry an! Tongasoa ra-TVN! le Oo=W=oO ngah moa ts le oe lasan'i Nerone very e? sa hafa mihitsy? |
|
 | |
r@loum wrc


Nombre de messages: 797 Date d'inscription: 24/04/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 14:42 | |
| Mlay é!!! arabaina, dé tonga soa i TVN é!!  |
|
 | |
irina GrB


Nombre de messages: 1261 Date d'inscription: 17/06/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 17:19 | |
| tonga soa lesy TVN. Au fait ça ve dire quoi si c pas indiscret TVN  ? Pour l'inscription rallye Total, mbola any aminareo v ry TVN? Tonga soa e. P.S : Saod mbola misy pièce an lé golf 1 alo tavela any avarabohitra any é. (----) io an.  |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 21:04 | |
| Tongasoa lesy Tsy maintsy eo foana ny sacrifice rehefa tia rallye an, ny anay aza tena namaky tirelire mihitsy vo nahazo an type I, mbola tsy nanana permis akory tam'ireny fa mbola boay kely |
|
 | |
PenoMen M12


Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 21:59 | |
| Tonga soa Tia Vam Namboarina  |
|
 | |
TVN

Nombre de messages: 61 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 10/08/2008
 | Sujet: Re: TVN Mar 12 Aoû - 23:07 | |
| Misaotra b d b zalah @ fiarabana tonga soa a  , d miala tsiny @ le soratra lava b fa mbola tsy zatra za ny tena marina e  , sms no mazatra nefa mety tsy ho voalaza ndray ny tiana tenenina. Marina Nérone oe tsy maintsy mi-sacr refa manao rallye fa mety le izy refa mbola celibat refa misy madama tena tsy maintsy caisse noire nefa le izy kou raim kely d lany d oaina b. Tadidiko mitsy ela t@ nividy any golf reny fa tena mbola bandy kely, za aza nanotany any Ice man oe sao d tsy milamina lty iny bandy iny fa so d manodina S baina sy bôfiny, tô tsy arahina olon-debe akory mividy vam nefa tsy CI tsy permis TVN lesy Irina diminutif ny prénom an'le bandykeliko fa-2 a, Tiavina prénom lery. Mbola ao amiko iany alou @ty ny inscription Total, ao Bel'Air. Ndraso alou jerena ra mbola misy pièce golf sendra tavela ao @ korontana, nisy fotoana to pare-choc tadidiko hita tao fa ndraso averiko jerena vo malalaka kely. Efa intéressé @ RBR ka, fa mbola manao comparaison de prix fa tô 299 euros G25 ao @ Grosbill, fa @ net misy 188 euros, fa tsy haiko oe aona tokony atao, sô d mba misy afaka manome conseil oe ary ohtra mora?  Fa le momo retour de force maita promo 88 euro, fa le poids g25 to 16kg donc tsy maintsy alefa fret d apiarahana volant hafa amidy mba hi-amortissiavana prix. Tena miala tsiny zalah fa otrany tsy mety fohy mitsy ty kôzy ty an?!  So d lasa RA B OA OA eo surnom klé  |
|
 | |
|