Nombre de messages: 2627 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Rallye du boeny Mar 12 Aoû - 21:07
Tandremo ihany ilay Kaihuavaara fa @ ilay gauche à fond ao hafarany intermédiaire voalohany misy Lac kely izay ka sao milomano ao na marina aza fa mafana ny andro any Boeny
Nombre de messages: 1812 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: Rallye du boeny Ven 22 Aoû - 10:18
anao boina a rahapitso nefa atramin'izao mbola tsy nanao reco , ary ngamba efa ho 1 mois tsy nikitika RBR mba miparticipe e jereo tsara fa mikopakopaka zay any anaty spéciale fa mijery tanana sy mandé vacances