Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Info ou intox??? Jeu 4 Sep - 15:41
raha ny hevitro aloha dia aleo miafy ela ela dia avy dia mi-saute any am'gvintss avy eo fa itony otran'tô plastik zany daholo kou!!!! tena aleoko miafy am'manette aloha
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Info ou intox??? Jeu 4 Sep - 15:45
Henintsoa a écrit:
raha ny hevitro aloha dia aleo miafy ela ela dia avy dia mi-saute any am'gvintss avy eo fa itony otran'tô plastik zany daholo kou!!!! tena aleoko miafy am'manette aloha
nenà moa d efa tsy lazaina tsony e!!!! sady raha simba ny bokotra hafa, mbola misy tsy lany lanina ambiny eo!!!
Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
Sujet: Re: Info ou intox??? Jeu 4 Sep - 22:09
Henintsoa a écrit:
raha ny hevitro aloha dia aleo miafy ela ela dia avy dia mi-saute any am'gvintss avy eo fa itony otran'tô plastik zany daholo kou!!!! tena aleoko miafy am'manette aloha
zay mits lesy ra Hents a, manangona 1600 Ar/jour ela d'efa maazo G25 en 1 an na manao endry tsra D mivavaka tsara sô mba mahazo any @
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Info ou intox??? Ven 5 Sep - 9:19
Nenay aloh ny gvints mety ho azo ihany fa ny tena assuré d tsy hanaiky izy mitsam fa tsy maintsy hikitikitika an'iny e!!! ny rindrim-be ngamba mety volana maromaro vô hirodana!!!