Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
Sujet: Re: De Anders/Veroo Lun 18 Aoû - 20:54
Tena marina zany fa somary nadalo kely tany koa ny tenanay namonjy THB tour. Hitako tany mintsy ela raAndry tao anatin'le 1116 iny, Joda itako ho any Antahatia tany, Latvalaza père teo am BVF, Jeannot run teny am brochette, Mamisoa tao am Nikka nikaly antoandro, fond de 6 sur route hiverina vao hita efa nikopaka ihany fa tsy naita mintsy lery sy ny golf type 4, sy bdb tsy voatanisa, za ary nieritreritra oe so mba nisy rallye underground ary tany
Nombre de messages: 797 Date d'inscription: 24/04/2008
Sujet: Re: De Anders/Veroo Mar 19 Aoû - 9:28
Peno a écrit:
Tena marina zany fa somary nadalo kely tany koa ny tenanay namonjy THB tour. Hitako tany mintsy ela raAndry tao anatin'le 1116 iny, Joda itako ho any Antahatia tany, Latvalaza père teo am BVF, Jeannot run teny am brochette, Mamisoa tao am Nikka nikaly antoandro, fond de 6 sur route hiverina vao hita efa nikopaka ihany fa tsy naita mintsy lery sy ny golf type 4, sy bdb tsy voatanisa, za ary nieritreritra oe so mba nisy rallye underground ary tany
lé sary @ zay ry zalahy a!!! mety anokafana Post vao² mihintsy ty oe "les pilotes et la plage"
Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: De Anders/Veroo Mar 19 Aoû - 9:44
Peno a écrit:
Tena marina zany fa somary nadalo kely tany koa ny tenanay namonjy THB tour. Hitako tany mintsy ela raAndry tao anatin'le 1116 iny, Joda itako ho any Antahatia tany, Latvalaza père teo am BVF, Jeannot run teny am brochette, Mamisoa tao am Nikka nikaly antoandro, fond de 6 sur route hiverina vao hita efa nikopaka ihany fa tsy naita mintsy lery sy ny golf type 4, sy bdb tsy voatanisa, za ary nieritreritra oe so mba nisy rallye underground ary tany
nga ra Peno tany majunga? za ko anie tany tam semaine ambony e juste ny apitson'le drift control team so6 i Dani, Joda, Tovonen no ita tany niara nijery cabaret rija ramanatoanina koa... nanana table manokana mitsy ny ASA TANA3
Nombre de messages: 545 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: De Anders/Veroo Mar 19 Aoû - 18:01
ary inona ihany hono ny fiara ho entin'i Joda sa dia mbola wawawawa daholo ny hoe seat tdi , sa polo s 2000 , ny skoda aloha efa tsy ok fa i Bonnato no efa mitondra azy zao
Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
Sujet: Re: De Anders/Veroo Mar 19 Aoû - 20:14
Tsisy sary fa le mifanena eny andalana no betsaka. Tsy niaraka tam zala teny am plage koa. Zay le alin'ny cabaret Rija iny voa tonga tany dia tsy afaka nijery