Nombre de messages: 69 Date d'inscription: 09/07/2008
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 20:15
Henintsoa a écrit:
ary maninonan lesy io 404 resahana io raha preparena tsikelikely ao dia iny no hifandimbiasantsika anaovana voiture 00 otran'neritreretina au couleur du team so6----> mety milay an
azo heritreretina mihintsy ny mi-préparer an'ilay izy dia mba samy manao spéciale 1 avy aminy e!!!! mais est-ce possible? le changement d'équipage sur la voiture 00 en rallye je veux dire
zà aloha vonona fa ny $$$ no tena olana araka ilay nolazaiko tetsy ambony hoe miandry . D'ailleurs ny maha sur-calle an'ilay vam dia somary b loatra ilay gidra nahazo azy dia tsy araky ny sôsy intsony ny remise en état . sady efa boîte 504 plancher lé izy dia mba moramora kokoa ny mitondra azy
fa aleo angamba atao aloha ilay 1ère séance dia any no miresaka ny tohiny. raha izao mantsy no fandehany dia mety ho 2 voitures zany no ho disponible atsy ho atsy.
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Ven 1 Aoû - 9:30
inona sisa noho endrasana moa? Maninona raha alahady zao?? le matin, terrain vague à côté du marché artisanal sur la digue?
Ari> ny polo an'ela adapté kokoa mdr
Sady efa vitess grille en H, efa mety tsara zany! na mbola @ ilay volant ary mety koa.
404> nisy an'ilay akama ao Andohalo reny ange nanao an'eo t'@ trophée propuls fa tena tsara ny nijery azy e! Asiana pont ana cinqs gti dia gorisa be sady manao tps!!
>>>tairo @ zay zany e! iza noho anao, aiza ny fotoana sns! alahady maraina atao
> aleo koa aloha mianatra kely fa nahita circuit tena trop be za... fa tsy maintsy ho asiana arceau ihany ilay quat's
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Ven 1 Aoû - 9:58
Tsi2 a écrit:
Ndraso aza ketrehina e!!!! Laza, si tu peux prevenir Poty pour ça alors pour ce dimanche ce sera mieux!!
d'efa miomana ry zalah fa tsy miangona ndray zany an!!!
je viens d'avoir Poty, on aura la confirmation today sûrement pour la voiture et le rdv. on peut commencer doucement avec celle là et une 2ème ça serait mieux au cas où elle tombe en panne (ça arrive assez souvent..). Je viendrais avec mes plots pour des petits exercices sympas. Qui vient d'abord?