Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 10:27
Aleo atao sujet vaovao mihitsy ity hafahana manaraka tsara an'ilay izy! ny fiara izany dia efa ni-confirmer tsara ilay bandy fa tsy olana ny maka an'azy fa kosa mila fantarina tsara hoe rôvina no hanaovana azy! soso-kevitro aloh dia tsara raha atao fin aout le izy fa io miankina @ mpikarakara ihany. Dia miandry ny proposition'ny tsirairay ihany koa !! efa nanipy resaka tamin'ny bandy akama sasany ihany koa fa betsaka no mazoto amin'ilay izy!!
Ka dia miandry ny soso-kevitra avy any @ lisany izany sisa hafahana mi-concretiser an'azy à 100%,
Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 10:33
milay kosa zany an! fa ono hoa le vitesse zany le avy eto am sisiny iny? so d hiongotra eo iny sintomin' i Soafahana sy Hentsoa rlerony manko bokony b ko i Dodanen ko otrany mahery setra zay ko Ca va être une grosse partie de rigolage alo mitsy fin Aout, mety tsara le daty
Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 10:39
bigbang a écrit:
milay kosa zany an! fa ono hoa le vitesse zany le avy eto am sisiny iny? so d hiongotra eo iny sintomin' i Soafahana sy Hentsoa rlerony manko bokony b ko i Dodanen ko otrany mahery setra zay ko Ca va être une grosse partie de rigolage alo mitsy fin Aout, mety tsara le daty
Latsaka vo maraina mitsy lesy za @lah ti ra Big le!!!
Mety mila renforcena kel ngamb le levier iny e!!!!!
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 10:52
Ny hevitra iray dia atao journée kely sortie team so6 ilay izy dia any sady pique nique (aiza kosa dia tsy ho hisy BBQ vé?) no mianatra ihany fa ilay toerana no mila jerevana.
Sinon tsara koa ilay hevitry soaf am'lé ampidirana an'ny cross car ao anaty plan ---> vatanen . raha tsika misy 20 mahery angamba no hifandimby am'404 iray tsinn mety . Ny daty mety tsara amiko kouh aloha. Sady any isika afaka mifanpindinika amin'ny atao amin'rallye total.
Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 13:20
tsy te ahita wa za oe avy manao ono rzala d oe tournay ny andray départ d le levier io no omeny an la oe ty ela ra anao na oe mibiloka b io ary ny frein à main an io v tsy le mbola ao ambany volant ko lty!!! mety hisy bandy ndray eo am le boribory ao anaty volant io no hamikitra an, le eto ivelany no tena volant an
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 13:46
Asa tokoa aloh lisany raha mandinika fa ny oul mitondra 404 ôtrany maty gôsy zany daholo e!! tsy mba mipetraka tsara ry lerony fa ôtrany mitsivalana any @ gôsy zany dawl!!!
Aza hitako hono ka hoe hisintona frein main d midona be eo @ le volant ny loha satria sokirina ary ambany ary le izy!!!
Nombre de messages: 69 Date d'inscription: 09/07/2008
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 15:46
ilay positionnement an'ny volant 404 mihintsy no mahatonga ilay mivilana à gauche. vao miainga avy any ambany mantsy ilay colonne de direction dia efa misompirana à gauche k voatery manaraka an'iny ilay chauffeur.
ilay vitesse au volant indray aloha dia mila fahazarana e!!!! fa avec douceur ihany sao tokoa miongotra fa fragile ihany mantsy ilay ébonite ao anatiny ao!!!
frein à main indray kosa tsy maninona na tsy misy aza e!!!!! vao avily io fiara io dia migorisa ny vodiny raha terre no ilalaovana. ny amort no tsara vérifier-na sao ampivadika.
expérience vécu ireo satria 404 no mba nianaranay nigorisagorisa voalohany!!! mbola ao aza ilay izy fa sur-calle satria miandry
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 16:14
ary maninonan lesy io 404 resahana io raha preparena tsikelikely ao dia iny no hifandimbiasantsika anaovana voiture 00 otran'neritreretina au couleur du team so6----> mety milay an
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404 Jeu 31 Juil - 16:31
Henintsoa a écrit:
ary maninonan lesy io 404 resahana io raha preparena tsikelikely ao dia iny no hifandimbiasantsika anaovana voiture 00 otran'neritreretina au couleur du team so6----> mety milay an
+1 za pilote ana ny pedales dia ela copilote mamindra vitesse comme d'hab