Nombre de messages: 1259 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Jeu 31 Juil - 11:33
bigbang a écrit:
ina marina no zavatra afaka ataon'ny Team d atao amin'ny anaran'izy 4 ny coupe e, pour leur rendre hommage, sa aona rzalà?
Moi je pense qu'il faut laisser le temps au temps. Il ya tjrs un temps pour tout. Maintenant qu'il sont dans un monde meilleur, ne ravivons plus leur souvenir pour quelque raison que ce soit. Ce que fait leur club en leur honneur est déjà, à mon avis, une humble chose. A VOUS...
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Ven 1 Aoû - 9:16
bigbang a écrit:
ina marina no zavatra afaka ataon'ny Team d atao amin'ny anaran'izy 4 ny coupe e, pour leur rendre hommage, sa aona rzalà?
Ndriii..d avela @laisany zany ny fikarakarana n'izay !mety fa ny tenany tsy aafka ny hijery @io e !!.. ..fa na dia izany aza dia izaho manokana dia pour @ fanaovana zvt manokana avy @tsika TEAM SOOOO6 @ io !!!..a reste à savoir hoe ina lé atao??lol..saut iany ve??? ..tsy aleo asina zvt afa styl hoe coupe hoe 'izay ni-scratch betsaka indrindra?( zany hoe iny sur fa Nirina58 no ahazo azy ndray !!!!mdr)..na koa hoe coupe de la meilleur progression depuis le debut de la saison??? (@zay mba mety mahazo azy koa ireo madinika aty ambany !!!sa....??
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Ven 1 Aoû - 9:49
fond_de_6 a écrit:
Je suis fier de vous annoncer que le Rallye TOTAL version 2008 se fera! Et que différement à d'autre club, ca se fera en l'honneur de nos 4 gars partis pour un monde meilleur. Rest In Peace ry zalahy an. Et aussi qu'en en fera le plus beau rallye de l'année...foi de tous les membres de la FMMSAM. Ps: le contrat signé a été présenté à la réunion du mardi 29 July. Merci Rado. Fond_de_6
Nombre de messages: 545 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: copi Ven 1 Aoû - 10:08
ka maninona raha izay team so 6 be vazivazy no ataon'ialahy copy dia amin'izay mihomehy foana mandritra ny rallye aza manao video gag fotsiny,mahalatsaka marina ny kôzin'ialahy isany ato ka gaga ny ato ampiasana hoe inona no mampihomehy irery an'ialahy, lazaiko hoe misy so 6 mampihomehy ato vao maika gaga be ry zalahy
Nombre de messages: 2743 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Ven 1 Aoû - 10:14
Hirvo a écrit:
ka maninona raha izay team so 6 be vazivazy no ataon'ialahy copy dia amin'izay mihomehy foana mandritra ny rallye aza manao video gag fotsiny,mahalatsaka marina ny kôzin'ialahy isany ato ka gaga ny ato ampiasana hoe inona no mampihomehy irery an'ialahy, lazaiko hoe misy so 6 mampihomehy ato vao maika gaga be ry zalahy
Tena raha So6 maha latsaka aloha dia ny coupe de lasan'i Ratsi² na hi PassparTojo (fa lery dommage tsy miresaka ato fa tany @ saut izy 2lahy tena trop kah...)
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Ven 1 Aoû - 10:21
Hirvo a écrit:
ka maninona raha izay team so 6 be vazivazy no ataon'ialahy copy dia amin'izay mihomehy foana mandritra ny rallye aza manao video gag fotsiny,mahalatsaka marina ny kôzin'ialahy isany ato ka gaga ny ato ampiasana hoe inona no mampihomehy irery an'ialahy, lazaiko hoe misy so 6 mampihomehy ato vao maika gaga be ry zalahy
ie tena tena eto mintsy tsika zao e! Zavatra mila ambiance koa ange ao anaty daba e
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Ven 1 Aoû - 10:47
nirina58 a écrit:
Hirvo a écrit:
ka maninona raha izay team so 6 be vazivazy no ataon'ialahy copy dia amin'izay mihomehy foana mandritra ny rallye aza manao video gag fotsiny,mahalatsaka marina ny kôzin'ialahy isany ato ka gaga ny ato ampiasana hoe inona no mampihomehy irery an'ialahy, lazaiko hoe misy so 6 mampihomehy ato vao maika gaga be ry zalahy
ie tena tena eto mintsy tsika zao e! Zavatra mila ambiance koa ange ao anaty daba e
Ny team So6 manome ambiance extérieur e fa i raprez no omena honneur hanao co-pilote, mais entre nous un come back avec Eric n'est -il pas envisageable?