Nombre de messages: 1121 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Jeu 18 Sep - 10:50
Soafahana a écrit:
irina a écrit:
Mikkah a écrit:
p106 group A ex kopela ex geraldo to entin'Liva kely
Iza lesy io liva kely io ry Mikkah fa tsy kopy izahay an . Entiny lery amin'io rallye io zany v ? Ka ry mpanao baolina isany (geraldo, renaldo, rivaldo, ronaldo...) to mbola tsy apte hanao rallye mits lo zao . Ny kapiteny mits no mbola tsy mahay manetsika tenda fa mbola misy micro fractures mbola tsy sitrana atramin'izao. Tena giravy ihany ry zalahy lé mivadika amin'ny dava raha tsy manao casques sy harnais an. Lasa ny passion mits no simba b. Prudence ihany ary.
Indrindra ry zalah mpanao application inscription en virage sur route
Bandy vovo ono fa ef nanao in-1 lery t@ rallye voa-1 d golf moteran'lay Seat ibiza no ao anatiny t@ zay
Nombre de messages: 627 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Jeu 18 Sep - 10:53

Zandrin'i Dahery io Liva kely io dia lay golf ex Dahery sy Haingo le nentin'leiry!
Nombre de messages: 1171 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Ven 19 Sep - 15:50
Ce ki est sûr c ke ça fait 1 bout 2 tps k'on n'a pas eu de nouvelles de N58. ça ve dire k'il est en pleine reco et pas ke pour 1 peu. et c bon signe, il va participer.
Nombre de messages: 627 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Ven 19 Sep - 16:52
Misy 104 mangamanga koboko ry zalah omaly a! le eo @ numero equipage takoman'dry zalahy ka asa na handray anjara zany na tsia? misy mahakobo anzay ngah leisany?