Nombre de messages: 1171 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Mer 17 Sep - 10:58
Mikkah a écrit:
p106 group A ex kopela ex geraldo to entin'Liva kely
Iza lesy io liva kely io ry Mikkah fa tsy kopy izahay an . Entiny lery amin'io rallye io zany v ? Ka ry mpanao baolina isany (geraldo, renaldo, rivaldo, ronaldo...) to mbola tsy apte hanao rallye mits lo zao . Ny kapiteny mits no mbola tsy mahay manetsika tenda fa mbola misy micro fractures mbola tsy sitrana atramin'izao. Tena giravy ihany ry zalahy lé mivadika amin'ny dava raha tsy manao casques sy harnais an. Lasa ny passion mits no simba b. Prudence ihany ary.
Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: RALLYE TOTAL 2008 Mer 17 Sep - 12:12
irina a écrit:
Mikkah a écrit:
p106 group A ex kopela ex geraldo to entin'Liva kely
Iza lesy io liva kely io ry Mikkah fa tsy kopy izahay an . Entiny lery amin'io rallye io zany v ? Ka ry mpanao baolina isany (geraldo, renaldo, rivaldo, ronaldo...) to mbola tsy apte hanao rallye mits lo zao . Ny kapiteny mits no mbola tsy mahay manetsika tenda fa mbola misy micro fractures mbola tsy sitrana atramin'izao. Tena giravy ihany ry zalahy lé mivadika amin'ny dava raha tsy manao casques sy harnais an. Lasa ny passion mits no simba b. Prudence ihany ary.
Indrindra ry zalah mpanao application inscription en virage sur route