Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Rajoù Jeu 31 Juil - 12:37
tsy aleo vé manokatra post "création club vw" mintsy atsy ambadika atsy fa toa ato am'post an'rajou ndray tsika no mameno (tonga dia lany prezida club vw zany ela rajou )
Nombre de messages: 1172 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: Rajoù Ven 29 Aoû - 17:13
o rajou a mety ho raikitra ihany ny sortie vw mk1 sy cox raha izao ny mitohy an . Saod tsara ketrehina ihany lé pro d masahana avy eo. Mbola misy mk1 matoritory ihany hono any fa izay tratra antso d asevo mivonona é.