Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Rajoù Mar 29 Juil - 13:11
Faly miarahaba ny membres rehetra indrindra ny namorona ny site ahafahana mizara ny passion rallye eto amin'ny tanàna. za moa zany dia mpankafy foana raha vao fiara no resahana. Ao anatin'izay fitiavana izay dia raiki-pitia tanteraka amin'ny VW ancien ny tenako surtout golf1 sy cox.Ankoatran'zay ts vazivazy fa tena tia saosisy be koa za!ny fangarony ts mifidy Dia zay ny momba ahy raha fintinina ry zalahy fa dia maniry ny hifankahalala bebe kokoa aminareo rehefa misy ny okaz!
Nombre de messages: 1261 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: Rajoù Mar 29 Juil - 18:27
Rajoù a écrit:
Faly miarahaba ny membres rehetra indrindra ny namorona ny site ahafahana mizara ny passion rallye eto amin'ny tanàna. za moa zany dia mpankafy foana raha vao fiara no resahana. Ao anatin'izay fitiavana izay dia raiki-pitia tanteraka amin'ny VW ancien ny tenako surtout golf1 sy cox.Ankoatran'zay ts vazivazy fa tena tia saosisy be koa za!ny fangarony ts mifidy Dia zay ny momba ahy raha fintinina ry zalahy fa dia maniry ny hifankahalala bebe kokoa aminareo rehefa misy ny okaz!
Salut Bainà. Tonga dia masika tsara ialahy zany vo miserasera an. Boenvenuto é.
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Rajoù Mer 30 Juil - 17:18
mia mitombo ihany ny tia Oo=w=oO ato izany fa eritrereto ny club type1 (type 2 pour Nari9 mety tsara) team so6 e! nenay timon efa nalefa any am dokotera