Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Ner'1

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Ner'1   Ven 25 Juil - 22:37

Salu daolo
Faly mahafantatra ity forum ity sy ireo passionné rehetra ato. za ndray raha vo misy kodiarana 4 dia mitabataba be dia tiko daholo.
Ny rallye no tena passion ako fa niato kely aloha le izy noho ny enti manana dia any am run sy ny pointe madinidinka ndray aloha no manala vokona mandra pa
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
KGB MAX
M12
M12


Nombre de messages: 395
Date d'inscription: 26/07/2006

MessageSujet: Re: Ner'1   Sam 26 Juil - 10:26

Mlay zany ka flower
Tongasoa ela é cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 857
Localisation: Iarivo
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Ner'1   Sam 26 Juil - 18:47

Nerone a écrit:
Salu daolo
Faly mahafantatra ity forum ity sy ireo passionné rehetra ato. za ndray raha vo misy kodiarana 4 dia mitabataba be dia tiko daholo.
Ny rallye no tena passion ako fa niato kely aloha le izy noho ny enti manana dia any am run sy ny pointe madinidinka ndray aloha no manala vokona mandra pa


Tonga soa ngiah!!...tao @ runmada ianao ity no tena abonné ann !!..hiriana mba hiresaka be tahaka ny tao e !!!!! Laughing Laughing ..zany akory tsy midika hoa avela runmada ann !!! Razz Razz
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: Ner'1   Sam 26 Juil - 22:22

arabaina tonga soa ny akama a! (ary compte tour na pizôt izy zany an! refa kelikely hivadika Oo=w=oO koa!)
mahareta hatramin ny farany e!

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ner'1   Dim 27 Juil - 21:17

Dodanen a écrit:
[Tonga soa ngiah!!...tao @ runmada ianao ity no tena abonné ann !!..hiriana mba hiresaka be tahaka ny tao e !!!!! Laughing Laughing ..zany akory tsy midika hoa avela runmada ann !!! Razz Razz

Tsy ankanavaka io ka, Runmada aloha zao fa Asacm ny fototra niaingana, arak le teniko teo hoe rehefa misy kodiarana 4 dia mtabataba be dia efa poince
Compte tour na Pizot io (205 plus précisément), tokony hietsika nedala fa tsy haiko ze blem any eo am 4 000tours
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TVN



Nombre de messages: 61
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 10/08/2008

MessageSujet: Re: Ner'1   Dim 10 Aoû - 22:15

Salut Nerone,
Za iany lesy le nivarotra t@ ela any 1479 a, le tany avarabohitra.
Nainga niantso an'ela iany za fa otrany tsy mandé tsony le phone an'ela efa talou b iny.
Fa nainga anontaniako an'ela oe efa nanao mutation ve ela t@ le acte de vente nataotsika t@ zany fotoana iny?
Effectivement in-2 zay za no nahita an'iny numéro iny ni-circule fa tany @ iny coté Ilafy iny foana, faha-2 vo il y a 15 jours, va ny tena enjana d Golf 1 4 portes zay no mitondra le numéro fa tsy lay caisse talou tsony.
Ny atahorako fotsiny manko ra oé sendra mbola tsy natao lé mutation, oé bandy fôpla ohatran'izany so d mba manao zavatra tsy milamina any ambadika any izy na manao accident d manjary tsika tsy maninona aty ambadika aty no voakitikitika. Efa nisy bandy akama tratra problème otran'zany manko fa sahirana ihany vo afaka an!
Na ra mbola tsy vita mutation d afaka alaiko any ny vam d omeko an'ela ndray, lol! Wink
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2155
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: Ner'1   Lun 11 Aoû - 15:51

Tô efa kely sisa dia hiverina any am'tompony am'zay ngamba ty taratara ty an cheers cheers cheers cheers .
tongasoa anao ra TVN dia aza adino manao présentation atsy ambadika atsy éé

_________________
"piso : mampivika isan'andro"
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ner'1   Lun 11 Aoû - 19:24

Salu!
le mutation aloha mbola tsy nataoko fa efa nasiako an le soratra nolazainla iny taorian'ny carte grise dia tsy haiko hoe ampy ve zay
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: Ner'1   Lun 18 Aoû - 16:29

Twisted Evil omeo an i KISARA ny anjaran i KAISARA
alohavy aty amiko ny droit de mutation fa mila vola ny fanjakana Twisted Evil Twisted Evil lol!

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ner'1   Lun 18 Aoû - 19:37

lol! lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Ner'1

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: Présentation des nouveaux membres-