Tena kivy amin'ny tmf aho le
dommage be
No comment lay raison
Colin mcrae mort tragique ; co-pilote Martin; ...
fa tsy ho foanana mihitsy ny manche amin'ny championnat zany
Fa mba ahona tokoa moa zany hoe manche amin'ny championnat azo foanana fotsiny izany e mandoa 2 000 000 ar anie de vita kabary e
Amin'ny anaran'ny Asa tana 3 no hitenenako eto: Mbola misy importance ve ny hi organiser-nay anio manche io , Vola, fotoan sns; aleo aloa le sosy de samy miala ; de aleo zarana ny coupe ny championnat 2008 ; asa angamba amin'ny 2009 indray hita eo;
FA Hoan'lisany namoy ny ain'lisany anio fitiavana rallye io no tsy maintsy hikarakaranay anio e; amin'ny fomba rehetra na de efa natsidikay ihany aza fa sarotra ny mahita sosy indrindra fa raha enao no manao ny manche farany ; ary raha efa fantatra ny champion;
eny fa na de mbola mafy koa aza ny mahita solon'ny Naina
nirina58 : fallait pas l'ecraser le chat noir , ça porte malheur ..., maiiiis la vie continue eeeeeeee
_________________

Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url]