Nombre de messages: 61 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 10/08/2008
Sujet: Re: Vos meilleures sensations au volant Mer 8 Oct - 21:34
Citation:
Soa dia mba be lotra kosa ara ny fibre napetak'i dadahaingo tao noho nahatonga izany
Mbola d'origine b ny vam t@ zany Checkpoint fa mbola tsy nahalala any Dadaingo a , ny jante ary ra tsy diso za Targa par 14, t@ zany mbola tsy mifidy lalana fa afaka n'aiza n'aiza .
Citation:
o ra TVN adinon'ialahy angaha ilay moellon teo ampovoan'ny digue nefa miraparapa sahalamin'ny inona tamin'ilay 505 tirbo inject dia nitsina fotsiny ilay izy fa soa tsy naninona ny fiara
ny tena nampalaelo anah t@ iny 505 iny d le izy teo am-pelatanana nandritra ny taona vitsivitsy nefa tsy mety tena afaka namely b fa miplafonne mi-coupe fona le moteur, d iray andro alohany naha-lafo azy vo hita tany @ Ra-Tin oe tsy d'origine le allumeur d nosoloina nefa le fiara livrer-na maraina
Citation:
Ra TVN ty tena tokony hanoratra boky mitsy fa mahafinaritra fôna ny mamaky ny tantara soratab'lery
Tena efa miezaka atao fohy fa refa mi-visualiser lasa lava b nefa tsy hita oe partie aiza no anesorana . Za kou aza gaga b fa aona ary lasa lava b fona?
Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Vos meilleures sensations au volant Ven 7 Nov - 20:12
ny vendredi aloha zany tsy dia afaka namely loatra fa nivaha foana ny boulon amortisseur. après an le PR, nahazo potion magic tany am Nirina 58 vo nilamina ny blem. Vao niainga teo am slalom samedi matin dia hoe ndao andramana gidraina aloha le daba dia ho hita eo raha manondrana. Kanjo surpriz be fa voanay 2sec i Tax dia corazy be sady tsy niontsona le daba. sina amzay zany ny mot d'ordre dia à fond partout, raha jeu ny natao dia ngamba maitso foana ny lokon'le évolution Après croisement ankadinandriana amzay dia mbola tsy nanala ihany tam le déscente avant gauche 140 iny kanjo nisy boay kely 2 niampita dia nikropaka dia nahazo an le tremplin kely avy dia niainga ny vam dia ni piqué du nez dia lasa mazay ny tonneeau bdb. Tsy mahita intsony afa tsy lanitra aho dia bozaka nifandimby teo sady ela be le izy vo tapitra. Ny tena henjanan dia tsy voalanay le boay kely fa dia voadingan'le vam tam saut Mbola tsy nahita otrn'iny aloha za hatramzao
Nombre de messages: 74 Date d'inscription: 31/05/2008
Sujet: Re: Vos meilleures sensations au volant Ven 7 Nov - 21:36
Enjana be izany kle. Tena tsy tafa mihitsy izany hoe boay kely 2 miampita izany. Izao sady maratra no sady simba ny vam. Tena dommage leitsy izany kle. Fa en tout cas alony izany @ 2009 indray no manarina e.
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Vos meilleures sensations au volant Sam 8 Nov - 10:26
Tena trop leitsy izany Nerone fa zay no imprévu ao anaty compet fa milay be ilay toe tsaina hentin'nareo mitsam oe lasa foana fa aza dia oe hanao revanche be fa hataovy oe maximum de plaisir no hataon'lisany @ 2009 fa sinon @ ilay "positive attitude"
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Vos meilleures sensations au volant Sam 8 Nov - 20:20
Vous avez eu de la chance... j'ai vu les photos de la 256... ça m'a donné des sueurs dans le dos!
Pour info, dans cette descente il faut rester complètement à droite sinon la voiture rebondit violemment et on ne tourne pas dans le gauche. Dommage parce qu'effectivement vous faisiez des temps encourageants
>>> Ca reste toujours un problème les villageois qui ne font pas attention... Dans le rallye Total, on était dans la spéciale de Sambaina, en pleine spéciale il y avait une 505 familiale qui remontait sans se soucier de quoique ce soit... Si j'avais coupé trop tôt, ça aurait été un drame!
Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Vos meilleures sensations au volant Dim 9 Nov - 19:16
c'était pas des villagois mais des spectateurs. Le canal amin'iny làlana iny koa tena piège be e! le comportement an le vam manampy trotraka. Zao a cause de nous hono dia tsy hekena intsony ny arceau miloko rehefa hanao homologation Le 2009 aloha tsy maintsy manavao indray zany satria daba vao² sy copilote vao² fa lery tsy mety hanao copilote intsony hono
Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
Sujet: Re: Vos meilleures sensations au volant Dim 9 Nov - 19:21
Nerone a écrit:
c'était pas des villagois mais des spectateurs. Le canal amin'iny làlana iny koa tena piège be e! le comportement an le vam manampy trotraka. Zao a cause de nous hono dia tsy hekena intsony ny arceau miloko rehefa hanao homologation Le 2009 aloha tsy maintsy manavao indray zany satria daba vao² sy copilote vao² fa lery tsy mety hanao copilote intsony hono
Hitako ny sarin'ilay vam fa tena brrrrrr , raha tsy nahafantatra dia hoe maty zay tao anatin'io